Dans la mme rubrique

Filaharana pasipaoro tetsy Anosy Mpanolotsainana minisitra no namaha ny olana

21/01/2020

Hafaliana sy fankasitrahana ny an’ireo olona maherin’ny 20 isa nilahatra pasipaoro tetsy amin’ny minisiteran’ny filaminana anatiny tetsy Anosy ny takarivan’ny faran’ny herinandro teo

Filaharana pasipaoro tetsy Anosy Mpanolotsainana minisitra no namaha ny olana

Hamaky ny tohiny...

Holafitry ny mpanao gazety Tsy manaiky ny ramatahora atao amin’ny mpanao gazety

17/01/2020

Nampiaka-peo ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara, Gérard Rakotonirina, omaly, tetsy amin’ny Bon Accueil Ambatonakanga,

Holafitry ny mpanao gazety Tsy manaiky ny ramatahora atao amin’ny mpanao gazety

Hamaky ny tohiny...

Raharaha 65 000Ar Misy mikomy ny miaramila ?

16/01/2020

Somary nanaitra ny nahita mpitandro filaminana niatrana am-bava basy toy ireny handrava sy hanakana hetsi-bahoaka ireny tetsy amin’ny Toby Ampahibe izay misy ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena. Tsy dia fahita matetika teny an-toerana io.

Raharaha 65 000Ar Misy mikomy ny miaramila ?

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra midina an-dalambe Efa fambara ratsy ho an-dRajoelina

15/01/2020

Miitatra toy ny sima misioka ny olan’ny fampianarana. Nidina an-dalambe sy tonga nandrava ny mpianatra teny amin’ny Lisea Analamahitsy ny mpianatry ny sekoly teknika LTP Alarobia omaly maraina.

Mpianatra midina an-dalambe Efa fambara ratsy ho an-dRajoelina

Hamaky ny tohiny...

Lalàna VBG Neken’ny HCC

14/01/2020

Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny lalàna miady amin’ny herisetra mianjady amin’ny maha lahy na ny maha vavy.

Lalàna VBG Neken’ny HCC

Hamaky ny tohiny...

Angovo azo avy amin’ny rivotra Tamin’ny 2012 no hatao, tsy hita popoka hatramin’izao

13/01/2020

Fito taona lasa izay, izany hoe ny 11 janoary 2012 no nanambara ampahibemaso nandritra ny lanonana fifampiarahabana tamin’ireo

Angovo azo avy amin’ny rivotra Tamin’ny 2012 no hatao, tsy hita popoka hatramin’izao

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran`ny tontolo iainana Mihenjan-droa ny tady eo amin`ny minisitra sy ny mpiasa

13/01/2020

Tanjona napetraky ny fitondram-panjakana ny handrakofana ala indray eto Madagasikara.

Minisiteran`ny tontolo iainana Mihenjan-droa ny tady eo amin`ny minisitra sy ny mpiasa

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Ady amin’ny aferafera sy kolikoly Miandry didim-panjakana vao miverina ny ENMG

04/12/2019

Anisan’ny antony nampiatoana ny fanadinana teo anivon’ny sekoly ambony mampiofana ho mpitsara sy mpiraki-draharaha (ENMG) ny fisiana endrika kolikoly ka nandraisana fepetra fampiatoana ny fanadinana.

 

 

 

Miandry ny famoahana ny didim-panjakana avy amin’ny governemanta no hahafahana mamaritra ny fotoana hiverenan’ny fanadinana eo anivon’ny sekoly, hoy ny Tale jeneralin’ny ENMG, Anthony Ramarolahy Haingoniraina.  Tsy ny fanadinana irery no iandrasana didim-panjakana fa momba ny sekoly mihitsy amin’ny ankapobeny. Raha hanatsara ny sekoly dia miainga amin’ny lalàna fototry ny sekoly io didim-panjakana io satria ny olana dia tsy ny sekoly irery fa ny fomba fianarana tao mihitsy. Tsy maintsy manao ny ezaka rehetra ny sekoly amin’ny famerenana ny hasina sy fahatokisana mba tsy ho lasa ohatra ratsy amin’ny tontolon’ny fitsarana, hoy ihany izy. Ankoatra izay, andrimpanjakana anisan’ny andraisana fitarainana momba ny kolikoly ny fitsarana. Noho izany, hamafisina amin’ny alalan’ny fanofanana, izay haharitra telo andro, ka hatomboka amin’ireo mpiraki-draharaha sy mpitsara ny fampahafantarana ny lalàna vaovao izay hampiharina eo amin’ny asa mba tsy hisian’ny fihoaram-pefy

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana