Dans la mme rubrique

Miaka-pofona ny Monde Justice “Toherinay ny tsikombakomba amin’ny Frantsay”

20/02/2020

Eto Madagasikara ny minisitry ny raharaham-bahiny Frantsay Jean Yves le Drian anio sy rahampitso.

Miaka-pofona ny Monde Justice “Toherinay ny tsikombakomba amin’ny Frantsay”

Hamaky ny tohiny...

Fahasarotam-piainana Tsy midika hoe afaka mifamono eto isika, hoy ny CFM

20/02/2020

« Aiza ho aiza isika malagasy ankehitriny amin’ny fanajana ny hasin’ny aina amin’ny fanajana ny hasin’ny olombelona ?”,

Fahasarotam-piainana Tsy midika hoe afaka mifamono eto isika, hoy ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Minisitra Jean Yves le Drian Tonga hanamafy ny politikan’i Frantsa eto Madagasikara

20/02/2020

Hihaona amin’ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy ny mpitondra ambony Malagasy i Jean Yves Le Drian minisitra

Minisitra Jean Yves le Drian Tonga hanamafy ny politikan’i Frantsa eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Nomen’ny Vondrona Afrikanina toerana ambony

20/02/2020

Notendren’ny Vondrona Afrikanina hitarika iraka fanaraha-maso ny fifidianana filoham-pirenena any Togo ny filoha Malagasy teo aloha Hery Rajaonarimampianina.

Hery Rajaonarimampianina Nomen’ny Vondrona Afrikanina toerana ambony

Hamaky ny tohiny...

Politika sy fiainam-pirenena Hanavao ny paikadiny ny TIM

20/02/2020

Hamory ireo tompon'andraikitra sy lohandohan’ny mpisorona ao aminy ny antoko Tiako I Madagasikara (TIM) ny alarobia 26 febroary ho avy izao.

Politika sy fiainam-pirenena Hanavao ny paikadiny ny TIM

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Nahazo fahafahana vonjimaika

19/02/2020

Tonga namaly ny antson’ny Fampanoavana amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Anosy i Ny Rado Rafalimanana, filohan'ny ONG Fanahy no Maha Olona,

Ny Rado Rafalimanana Nahazo fahafahana vonjimaika

Hamaky ny tohiny...

Jeneraly Ramakavelo Désiré Nanao famelabelaran-kevitra tany am-ponja

19/02/2020

Notontosaina omaly teny amin'ny fonjaben'Antanimora ny famelabelaran-kevitra narahina adihevitra, notarihin'ny Jeneraly Ramakavelo Désiré ;

Jeneraly Ramakavelo Désiré Nanao famelabelaran-kevitra tany am-ponja

Hamaky ny tohiny...


Politique

Voka-pikarohana Azo itarafana ny fandrosoan’ny firenena

04/12/2019

Mifamatotra ny fampandrosoana sy ny voka-pikarohana, hoy ny filohan’ny oniversiten’Antananarivo Mamy Ravelomanana nandritra ny famaranana ny hetsika fampirantiana fikarohana,

 

 

 

 Salon de Recherche au service de l’Economie et de l’Emploi (SREE). Manamarika ireo firenena manankarena ny fananany olona mpikaroka maro sy ireo voka-pikarohana betsaka ary hita miantraika amin’ny toekareny mihitsy izany. Nilaza ihany koa ity mpahay toejarena ity fa misy fifandraisany mazava ary mifampiankina tanteraka ny fampandrosoana ny firenena sy ny fampianarana ambony arahin’ireo voka-pikarohana maro.  Tsy mahatafarina ny toekaren’i Madagasikara ny tsy fandrosoan’ny sehatra fampianarana ambony, indrindra ny sehatra fikarohana ary tokony hatao matetika ny hetsika tahaka itony hoy izy . Ny fampianarana ambony sy ny voka-pikarohana dia mitodika tanteraka amin’ny fanatrehana ny fanatontoloana sy ny fifaninanana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Dieny mbola zaza dia tokony ho mafy be ny fampirisihana sy ny fitaizana mahakasika ny famoronana ataon’ny ray aman-dreny na ny mpampianatra hiteraka tombony amin’ny fampandrosoana ny firenena. Nanambara ihany koa ny filohan’ny Anjerimanontolo fa mbola ambany ny tetibolam-panjakana natokana ho amin’ny sehatra fikarohana eto Madagasikara izay zara raha manome 3%.

Tsirinasolo

 

  

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana