Dans la męme rubrique

Disadisam-piainana Novonoiny ho faty ny zanany mirahavavy

21/01/2020

Rehefa nahazo ny fitsaboana sahaza azy ilay Ramatoa namono ny zanany roa ka saika hamono tena dia nosamborin’ny Polisy afak’omaly.

Disadisam-piainana Novonoiny ho faty ny zanany mirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Raharaha 65 000 Ariary Ny mpiasan’ny foibe ihany no nomen’ny filoha solompenakoho

21/01/2020

Nahitsy ny tenin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha omaly nanoloana ny mpanao gazety.

Raharaha 65 000 Ariary Ny mpiasan’ny foibe ihany no nomen’ny filoha solompenakoho

Hamaky ny tohiny...

Fanapoizinana ara-tsakafo Tsy hilefitra ny ray aman-drenin’ireo mpianatra miisa 22

21/01/2020

Rehefa vitan’ny mpitsabo teo Ambatomiraharavy ny fizaham-pasalamana sy ny fitiliana dia voalaza fa ny fihinanana sakafo

Fanapoizinana ara-tsakafo Tsy hilefitra ny ray aman-drenin’ireo mpianatra miisa 22

Hamaky ny tohiny...

«GARE ROUTIERE MAKI» ANDOHATAPENAKA Nadoboka am-ponja ireo jiolahy roa mpanendaka

21/01/2020

Natolotra ny fitsarana ireo roalahy mpanendaka eny amin’ny fiantsonana taksibe Andohatapenaka ary notazonina vonjy maika eny Antanimora omaly alatsinainy 20 janoary 2020.

«GARE ROUTIERE MAKI» ANDOHATAPENAKA Nadoboka am-ponja ireo jiolahy roa mpanendaka

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMARINA ANDRAMASINA Mitohy ny fanadihadiana an’ilay hita faty nisy namono

21/01/2020

Nahitana fatina lehilahy iray tao Ambohimarina, distrikan’Andramasina izay lalana anelanelan’ity renivohitry ny distrika ity sy Behenjy Ambatolampy.

AMBOHIMARINA ANDRAMASINA Mitohy ny fanadihadiana an’ilay hita faty nisy namono

Hamaky ny tohiny...

Lehilahy maty tao amin’ny Borigady “Tsy tokony ho vitavita ho azy”

21/01/2020

Tovolahy iray 27 taona notazonina tao amin’ny biraon’ny zandary teny Andoharanofotsy no namoy ny ainy ny zoma lasa teo, izay heverin’ny olona fa herisetra no mety nahafaty azy.

Lehilahy maty tao amin’ny Borigady “Tsy tokony ho vitavita ho azy”

Hamaky ny tohiny...

Loza an-dranomasina Avotra ihany ilay mpanarato vaky lakana

20/01/2020

Araka ny loharanom-baovao azo avy any Toamasina, tsy misy ahiana ny ain’ilay raim-pianakaviana izay tsy nahatsiaro tena tanteraka raha tratran’ny fahavakisan’ny lakana teny anivon-dranomasina.

Loza an-dranomasina Avotra ihany ilay mpanarato vaky lakana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

06/12/2019

B98570831 sy B98570849 ary B98570850 no laharana vola sandoka izay mipariaka avy any Ambositra.

 

 

 

 Mitaky fanamarinana ho an’ny mpandray ravim-bola 20 000 ariary.  Nahatratra 580 000 ariary no efa sarona tamin’ny fametraham-bola tamin’ny “cash point”.  Miisa 5 no voasambotry ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny fiadidiam-paritra Amoron’i Mania. Raha telo no tra-tehaka tamin’ny fanamborana voalohany, rehefa niroso tamin’ny famotorana azy ireo ny polisin’ny renivohitry ny faritra Amoron’i Mania dia notondroin’ireo jiolahy ny namany. Tao amin’ny toeram-pisakafoana iray sy tany amin’ny fokontany Andovoka, Maharivo, Manolotrony no nahatratrarana azy ireo.

Miseho ho mahafantatra olona ambony hatrany ireto tratra ireto ka manahy ny polisy ho mpisambotra fotsiny ihany na “chien de chasse”. Manoloana ny vava navoakan’ireto voarohirohy izay mety ho meloka asa an-terivozina mandra-pahafaty, raha tena nanao tokoa ka ivoaka ny valim-pitsarana dia nilaza fa hanara-maso akaiky ny raharaha ny ao anivon’ny ministeran’ny filaminam-bahoaka. Andrandrain’ny olom-pirenena, ny mpanara-baovao, ny mpitandro filaminana, indrindra ny mpanao gazety ny fampitam-baovao mangaraharan’ny fitsarana sy ny mpiandry fonja mahakasika ireo naiditra vonjimaika, mpamita sazy ary ny gadra mandrapahafatiny. Toa miha feno jiolahy mantsy ivelan’ny fonja tato ho ato.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana