Dans la mme rubrique

Volabe azon'i Madagasikara Misy resaka maro tsy mbola mazava

17/04/2020

Efa tsara aloha ilay nampahafantatra ny vola fanampiana azo mba hiatrehana ny covid 19.

Volabe azon'i Madagasikara Misy resaka maro tsy mbola mazava

Hamaky ny tohiny...

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Raharaha DG Kraomita teo aloha Voatonontonona matetika i Hery Rajaonarimampianina

27/01/2020

Naiditra am-ponja vonjimaika ny tale jeneralin’ny Kraomita Malagasy teo aloha, Rakotoarisoa Arsène Jean de Dieu sy ramatoa iray ary mpiasa roa eo anivon’ny kraoma.

 

 

 

 Fanodinkodinam-bola ana miliara no hiampangana azy. Raha tsiahivina, ny talata 20 janoary lasa teo izy no nosamborina teny amin’ny toeram-ponenany ka naka am-bavany azy ny teo anivon’ny « Police économique ». Ny sabotsy lasa teo moa izy no nentina teny amin’ny fampanoavana eny amin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly 67 HA. Nandritra ny fotoam-pitsarana dia voatonontonona matetika ny filoham-pirenena teo aloha Hery Rajaonarimampianina. Voalaza fa baiko izay avy amin’ity farany moa no tanterahin’ity tale jeneraly teo aloha ity. Nisy moa fangatahana an-tsoratra nataon’ny fianakaviana sy ny mpisolovava ny mba hihainoana io filoha teo aloha io satria amin’izy ireo dia io filoha io no tompon’andraikitra voalohany ao anatin’izao raharaha izao ary baiko avy aminy avokoa no notanterahiny tao. Raha ny teo anivon’ny fiarovana indray dia noho  ny trosan’ny orinasa vokatry ny tsy fahaiza-mitantana mbola baben’ny orinasa hatramin’ny tsy nahateo an’ity tale jeneraly ity ary tsy  fantatra ihany koa izay nataon’ny mpitantana izay nandimby azy tao. Tsiahivina fa tamin’ny 04 jolay 2014 hatramin’ny 06 aogositra 2018 no fotoam-pitantanan’ity tale jeneraly ity ary mpitondra telo izay no nifandimby nitantanana io orinasa io taoriany. Ireo mpitantana ireo anefa toa mafy paingorina ao anatin’ity raharaha ity. Mety misy ambadika politika ve no nanapaingorana azy ? Raha mahakasika ny filoha teo aloha indray dia ny fitsarana tampony (Haute Cour de Justice) no mandray an-tanana izany raharaha izany.  

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana