Dans la męme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

ANOSIBE Mahazo vahana ny halatra finday amin’ny hariva

30/01/2020

Mirongatra ny harom-paosy eny amin'ny faritra Anosibe sy Anosizato.

 

 

Raim-pianakaviana iray no very finday nifaneren'ireo jiolahy raha iny izy nandeha an-tongotra handray taksibe teo amin'ny farmasia Volahanta Anosibe iny. Afak'omaly hariva no nitranga ny fanendahana. "Tsy nitazona na nilalao finday aho fa nandeha tsotra izao tamin'ny trottoir. Naneno ny findaiko tao am-paosy fa tsy noraisiko. Efa mahana aho fa be endrika mpanendaka ny sisin-dalana. Hitan'ireo tsy mataho-tody koa ny jiro nirehitra nipipiaka tamin'ilay finday ary henony ny famenony ka tazany ny toerana nisy azy tamin'ny faritry ny vatako. Notanarahany aho, notazominy ny tanako, telo lahy izy ireo, nosakainy ny paosiko ary nalainy tao ilay finday. Tsy namaly aho manoloana ny hery tsy nitovy satria ireo nitrerona nilaza fa : " omeo anay mora ny entana raha tsy izany avoakanay ny antsy".  Niala mora foana ireo tsy mataho-tody rehefa lasany ilay telefaonina. Tsy nahantso vonjy koa aho noho ny tahotra ny aiko", hoy i Georges Ramarosona. Nilaza moa ity voaendaka ity fa tao anaty rotsak'orana sady efa tamin'ny 7 ora sy sasany hariva no niseho ny fanendahana.

HN

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana