Dans la mme rubrique

Tovolahy nisaraka tamin’ny olon-tiany Naparitany ny sary mamoafadin’ilay tovovavy

05/06/2020

Tovovavy iray no nametraka fitoriana teo anivon’ny sampan-draharaha miady amin’ny Cybercriminalité eo anivon’ny Polisim-pirenena

Tovolahy nisaraka tamin’ny olon-tiany Naparitany ny sary mamoafadin’ilay tovovavy

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy Malagasy any Koweit Tsy mety voavaha ny olana

05/06/2020

Misedra olana tanteraka ireo vehivavy Malagasy niasa tany Koweit ary mbola tavela any an-toerana vokatry ny fihidin’ny sisin-tany nateraky ny fiparitahan’ny tsimok’aretina Covid 19.

Vehivavy Malagasy any Koweit Tsy mety voavaha ny olana

Hamaky ny tohiny...

Tsenan’i Mahamasina niverina Tsy maintsy manaraka ny fepetra ny rehetra

05/06/2020

Taorian’ny fanambarana nataon’ny kaominina Antananarivo renivohitra mikasika ny fiverenan’ireo tsena eto an-drenivohitra isan-kerinandro dia efa nisantatra ny anjarany omaly ireo mpivarotra etsy Mahamasina.

Tsenan’i Mahamasina niverina Tsy maintsy manaraka ny fepetra ny rehetra

Hamaky ny tohiny...

Toliara Efa tafakatra 650 ar ny kapoakam-bary

05/06/2020

Raha nambaran’ny praiministra teny amin’ny Antenimierandoholona teny Anosikely tamin’ity fifanatrehan’ireo loholona sy ny governemanta mahazatra

Toliara Efa tafakatra 650 ar ny kapoakam-bary

Hamaky ny tohiny...

JIRAMA Azo hefaina tsikelikely ny faktiora volana Jona

04/06/2020

Mbola mitoetra eto amin’ny firenentsika amin’izao fotoana izao ny fahamehana ara-pahasalamana.

JIRAMA Azo hefaina tsikelikely ny faktiora volana Jona

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Mifandimby mankeny amin'ny CCI Ivato ireo mpiasa

04/06/2020

Araka ny fanazavana nomen'ny tompon'andraikitra vaovaon'ny serasera eny anivon'ny Antenimieram-pirenena Malagasy eny Tsimbazaza,

Antenimieram-pirenena Mifandimby mankeny amin'ny CCI Ivato ireo mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Mahery Lanto Manandafy “Mizotra any amin’ny fipoahana ara-tsosialy izao’’

04/06/2020

Tsy maintsy ahodina ny toekarena raha tsy tiana ho faty ny Malagasy, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Mahery Lanto Manandafy.

Mahery Lanto Manandafy “Mizotra any amin’ny fipoahana ara-tsosialy izao’’

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Tambin-karama tsy voaloa Tezitra ny PASEM, sekoly maromaro no mety hikatona

04/03/2020

Manome 72 ora ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena indray nanomboka omaly talata ireo mpampianatra mivondrona ao anatin’ny

 

 

 

 

PASEM izay misy sendika 23 amin’ny 25 eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena mivondrona ao anatiny. Tsy mbola vitan’ity ministera ity mihitsy mantsy hatreto dia nandoa ilay vola 50.000 Ar ambiny tambin-karamana  fanampin’ilay 25.000 Ar isaky ny mpampianatra efa naloany tamin’ny oktobra taona 2018 sy ilay 25.000 Ar  tamin’ny volana janoary taona 2019. Tokony ho tamin’ny volana janoary teo no naloa io 50.000 Ar isanisany  ambiny ho an’ny mpampianatra io saingy tsy tanteraka fa nanome ilay fisondrotan-karama 13 % ny fanjakana raha ny tatitra azon’ireo mpampianatra. Nampanantenaina indray ireto farany fa tamin’ny faran’ny volana  febroary teo no tokony ho nofenoin’ny fanjakana izany saingy tsy mbola nisy ihany, antony nampitroatra azy ireo. Nilaza ireo mpampianatra fa tsy maintsy handray fanapahan-kevitra izy ireo aorian’ny fahataperan’io 72 ora io raha tsy tonga ny volany ka sekoly maromaro no ahiana mety hikatona. Tsiahivina fa nahare feo ny PASEM teo aloha teo fa tsy misy mihitsy io vola io saingy taorian’ilay fe-potoana 72 ora voalohany nomena ny ministera dia nivoaka indray ny vaovao fa misy ilay vola saingy  eo am-pandaminana izany ireo tompon’andraikitra.

 

Pati

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana