Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

ECPAT FRANCE Miaro sy manohana ireo ankizy niharan’ny herisetra

09/03/2020

Ny 30 %-n’ireo ankizy 15 taona ka hatramin’ny 49 taona dia efa saika niharan’ny herisetra avokoa.

 

 

 Ny 8,6 % amin’ireo no niharan’ny herisetra ara-pananahana nanomboka teo amin’ny faha-15 taonany raha tsy sahy mitantara ny zava-nanjo azy ny 10 %. Anisan’ny manampy sy manohana azy ireny ny tetikasa Ranavalona izay karakarain’ny Ecpat France. Ankizy miisa 92, 13 ka hatramin’ny 18 taona no efa noraisiny an-tanana ka nisy ny fanenjehana ara-pitsarana ho an’ireo nahavanon-doza, arahin’ny tohana ara-môraly ireo ankizy noraisina an-tanana. Teo ihany koa ny fijerena ny lafiny ara-ekonomia mba hahafahan’izy ireny miarina. Nisy ihany koa ireo naverina nianatra any an-tsekoly. An-dalam-pamerenana ireny ankizy ireny eny anivon’ny fiarahamonina ny Ecpat France ankehitriny. Miezaka ny manentana ny mpiara-belona izy ireo tsy hanilika azy ireny fa handray am-pitiavana ary hanabe azy araka izay tratra. Nisy ny fanentanana izay notanterahin’izy ireny teny Androhibe ny faran’ny herinandro teo, fokontany iray misy amin’ireo ankizy izay tohanany sy areniny. Tsiahivina moa fa hifarana amin’ny volana aprily ho avy izao ity tetikasa Ranavalona ity.

 Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana