Dans la mme rubrique

CNaPS – FLM Hatomboka ny tetikasa fisotroan-dronono fanampiny

26/05/2020

Hiroso amin’ny fisotron-dronono fanampiny ny eo anivon’ny FLM (na ny Fiangonana Loterana Malagasy) ka ny Synoda Atsinanana no natao filamatra amin’izany.

CNaPS – FLM Hatomboka ny tetikasa fisotroan-dronono fanampiny

Hamaky ny tohiny...

Lac Alaotra Ambatondrazaka Mitontongana ny vidim-bary

26/05/2020

Mitongana izay tsy izy ny vidim-bary amin’izao fiakaram-bokatra izao any Ambatondrazaka sompitr’i Madagasikara.

Lac Alaotra Ambatondrazaka Mitontongana ny vidim-bary

Hamaky ny tohiny...

Mahajanga Lehilahy roa maty nananto-tena

26/05/2020

Nahoraka be tao an-tanànan’i Mahajanga ny nisian’ny lehilahy roa maty samy nananto-tena ambony hazo avokoa.

Mahajanga Lehilahy roa maty nananto-tena

Hamaky ny tohiny...

Raharaha fampijaliana an’i Speranto Hitory ny talem-paritry ny mponina any SAVA

26/05/2020

Tonga nijery ifotony an’i Speranto kely ny talem-paritry ny mponina any SAVA, taorian’ny vaovao niely mikasika ny fampijaliana nahazo azy nanomboka tamin’iny herinandro iny.

Raharaha fampijaliana an’i Speranto Hitory ny talem-paritry ny mponina any SAVA

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy hita faty tao Fianarantsoa Mbola tsy fantatra ny antony

26/05/2020

Vehivavy iray no hita faty teny Antarandolo, fiantsonana fiara mpitatitra iray ao Fianarantsoa, afak'omaly.

Vehivavy hita faty tao Fianarantsoa Mbola tsy fantatra ny antony

Hamaky ny tohiny...

Vola fisotron-dronono Afaka alaina eny amin’ny Paositra Money

26/05/2020

Manomboka ny volana Jona ho avy izao dia efa afaka alaina eny amin’ny Paositra Money ny vola fisotron-dronono.

Vola fisotron-dronono Afaka alaina eny amin’ny Paositra Money

Hamaky ny tohiny...

Rano fisotro eto Madagasikara Misy mampiahiahy hatrany ny fahadiovany

23/05/2020

Ankoatran’ireo ahiahy mipetraka tany aloha raha nahita ny lokon-dranon’ny Jirama izay indraindray mavo be ary indraindray toy ny lokon-dranom-boamadilo na sokola dia hita ho niverina indray ny toy izany tato ho ato.

Rano fisotro eto Madagasikara Misy mampiahiahy hatrany ny fahadiovany

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Fitateram-bahoaka Hisy taksibe hiasa amin’ny alina, 2.000 Ar ny saran-dalana

18/03/2020

Betsaka ireo olona mitaraina amin’ny tsy fisian’ny taksibe eto an-drenivohitra sy ny manodidina intsony raha vao migadona ny amin’ny 06 ora hariva.

 

 

 

Mbola betsaka anefa ireo mpiasa mirava aorian’io ora io, antony nanosika ny UCTU ( fivondronam-ben’ny mpitatitra an-tanan-dehibe ) eto an-drenivohitra hirotsaka an-tsehatra hiasa alina. Manomboka amin’ny 07 ora sy sasany hariva ka hatramin’ny 01 ora maraina no hanohizan’izy ireo izany asa fitaterana izany amin’ny sarany 2.000 Ar isan’olona. Hanomboka amin’ny zoma ho avy izao izany, raha araka ny fantatra, mifanindry an-dalana indrindra amin’ilay hetsika takarivan’Iarivo izay karakarain’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Tanjon’izy ireo ny hanampiana ireo olona miasa alina na  sendra tratra hariva vao tafody ankoatra ireo te-hiara-hikorana amin’ny namany na ny fianakaviany amin’ny alina rehefa faran’ny herinandro. Na izany aza anefa dia mangataka amin’ny Fitondram-panjakana ny UCTU mba hanampy azy ireo amin’ny fiarovana ireo taksibe miasa alina sy ny mpandeha mandritra izany.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana