Dans la mme rubrique

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

18/07/2020

Olona iray teto amin’ny faritra Analamanga no namoy ny ainy araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta, ka 54 ny maty hatreto. 378

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

Hamaky ny tohiny...

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

16/07/2020

Olona 4 indray no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus teto Madagasikara, ka ny iray tany Ambanja, ary 3 notsaboina teny Befelatanana teto Antananaivivo.

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

Hamaky ny tohiny...

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

16/07/2020

Nanomboka ny alatsinainy teo no efa maro ireo olona tonga eny amin’ireny CSB II ireny ho an’ny eto Antananarivo sy ny manodidina manantona hanao fitiliana sy hanao fizahana ara-pahasalamana.

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

Hamaky ny tohiny...

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

16/07/2020

Tsy misangy ny Covid 19. Olona 41 isa no efa namoy ny ainy teto amintsika hatramin’ny omaly ary tsy mitsaha-mitombo ireo olona marary.

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

16/07/2020

Nahatatra 20 ireo razana teto amin’ny farita Analamanga nahazo fahazoan-dàlana halevina teny Anjanahary tao anatin’ny herinandro, raha ny tatitry ny BMH.

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

16/07/2020

Midera sy mankalaza an’Andriamanitra lehibe indrindra mandahatra izao rehetra izao raha mbola afaka manoratra aminareo aho anio, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha,

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

Hamaky ny tohiny...

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

16/07/2020

Mirafitra amin’ny hoe Alaotra sy Mangoro ny faritra Alaotra mangoro, hoy ny governora ao an-toerana, ny Dr Richard Ramandehamanana. Efa nisy ny ezaka natao tao Mangoro ary manana ny atao hoe

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Ady amin’ny Coronavirus Nisafidy ny hitoka-monina ny nosy sasany

27/03/2020

Efa maneran-tany ity tahotry ny aretina “coronavirus”ity ka samy naka fepetra mifanandrify amin` izany ireo firenena sasany.

 

Ho an` ireo nosy ao amin` ny ranomasim-be atlantika dia samy mivonona hiatrika ny fihanaky ny coronavirus izy ireo. Ho an`I Guadeloupe dia mipetraka ny “couvre-feu” aminà kaominina miisa telo. Tsy azo atao intsony ny mifamezivezy manomboka amin`ny 8 ora alina hatramin` ny 5ora maraina, raha ny fampitaham-baovaon` ny prefektiora any an-toerana. Misy kosa ireo toerana tsy nofoanana ny famezivezena noho izy ireo faritra hitobian` ireo birao maro any an-toerana saingy mila fahazoan-dalana mivezivezy manokana. Any Panama indray dia nisafidy nanatombo ny fetr`andro fihibohana. Mihiboka tanteraka ny mponina ao aminy, hoy ny filoham-pirenena Laurentino Cortizo. Tsy mbola voafaritra ny fetr`andro hitokana monina tanteraka. Adiny roa isan-andro kosa ny ahafahan` ny mponina ao aminy mitsena sakafo sy fanafody. Misy kosa ireo sehatra tsy maintsy miasa manampy ny fanajakana any an-toerana toy ny mpamokatra sy mpamatsy sakafo, ny mpiasan` ny fahasalamana, ny mpitandro filaminana, ny bamky ary ireo tsena lehibe. Raha ny tatitra farany dia Panama no firenena ahitàna tranga betsaka voamarina ao Amerika afovoany (Amérique centrale) satria miisa 443 izy ireo ary 8 no namoy ny ainy.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana