Dans la mme rubrique

Niampy 39 ny voan'ny Covid-19 Misy marary mafy 6 ao Toamasina

25/05/2020

Tafiakatra 527 ny olona tratry ny coronavirus ho an’i Madagasikara nanomboka ny 19 martsa. 69 ny singa notilian’ny IPM teto an-dRenivohitra izay nitambatra tao na ny teto Antananarivo na ny avy any Toamasina, ka olona 10 tamin’ireo no voa, izay avy any Antsinana avokoa.

Niampy 39 ny voan'ny Covid-19 Misy marary mafy 6 ao Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Taolam-paty 134 isa hita tao anaty fako

23/05/2020

Taolan-dava miisa 134 no hita tamina toeram-panariam-pako iray tao Marovato fokontany Antanandava distrakan’i Toamasina II faritra Atsinanana, 20 may lasa teo.

Toamasina Taolam-paty 134 isa hita tao anaty fako

Hamaky ny tohiny...

Moramanga Ireo antony mahamaro ny voan'ny covid-19

23/05/2020

Antony 3 mazava no azo lazaina fa nampiakatra ny isan'ny olona voatily fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 aty amin'ny distrikan'i Moramanga, hoy ny tompon'andraikitry ny tanàna iray tafaresaka an-telefaonina tamin'ny Tia Tanindrazana.

Moramanga Ireo antony mahamaro ny voan'ny covid-19

Hamaky ny tohiny...

Mampihoro-koditra ny Covid-19 Tafiakatra 448 ireo voa, 2 marary mafy

23/05/2020

Tranga 43 vaovao no notaterina omaly izay ny 38 tany Toamasina ary 5 teto Antananarivo, ka nampiakatra ny isan’ny voa rehetra ho 448. Tao anatin’ny fitiliana 147 nataon’ny IPM izay avy any Toamasina fa notiliana teto Antananarivo dia nahitana tranga 20.

Mampihoro-koditra ny Covid-19 Tafiakatra 448 ireo voa, 2 marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo, Toamasina.. 79 indray voan'ny Coronavirus

22/05/2020

Niakatra ho 405 ny olona voan’ny Coronavirus na Covid-19 eto Madagasikara, ka 79 ny indray voa, raha hatambatra ny valin’ny fitiliana ny talata sy ny

Antananarivo, Toamasina.. 79 indray voan'ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo sy Toamasina Mitombo isa hatrany ireo marary

22/05/2020

Nohamafisin’ny CCO Covid-19 tamin’ny alalan’ny Mpitondra teniny dia ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan’ilay teratany Filipianina Ryan Reyes tao Ambatovy.

Antananarivo sy Toamasina Mitombo isa hatrany ireo marary

Hamaky ny tohiny...

Printsy Dr Ndriana Rabarioelina "Fanotana fady io atao ao Anatirova io"

22/05/2020

Nanameloka ny fikitihana tsy am-piheverana sy fananganana “coliseum” eny anatirova ny Fianakaviamben'ny Andriana eto Imerina tarihin’ny Printsy Dr Ndriana Rabarioelina,

Printsy Dr Ndriana Rabarioelina "Fanotana fady io atao ao Anatirova io"

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Antso avon’ny Kaominina Antananarivo Maro no nitondra fanampiana hiatrehana ny Covid-19

30/03/2020

Ny 25 martsa teo no nanao antso avo hisiana fanampiana hiatrehana ny valanaretina coronavirus ny ben’ny tanànan’Antananarivo Naina Andriantsitohaina.

 

 

 

Marobe ianareo no nanome tanana, nanampy ireo sahirana sy marefo amin’izao fotoana sarotra lalovan’ny firenena izao, hoy ity ben’ny tanàna ity omaly. Orinasa, Fikambanana, Olon-tsotra, ary Minisitera. Samy nandray anjara avokoa ho an’ireo mpiray tanindrazana. Amin’ny anaran’izy ireo sy ny CUA, ary ny mponina rehetra eto Antananarivo, Misaotra anareo izahay. Izao no fotoana anehoantsika firaisankina sy fihavanana, hoy izy.Orinasa sy fikambanana samihafa moa no nanolo-tànana: Association Fitia, FHORM, LAPASOA, SMTP, Bet261, Fondation Telma, Filatex, CAY Solution, AKANJO, Jumbo Score, SEIM Madagascar, Savonnerie Tropical, Solidarité, Léo Club Hazovola, STAR, IZIFREIGHT, Gastro Pizza, Ravinala Airports, Groupe Zital, General de Sakafo, Groupe Anjary, Société Kidoro, Orange Madagascar, Galerie Feima, Joker Marketing, New Print, Fring. Nisy ihany koa ireo olon-tsotra: Rakotohery Robin, Martine et Philippe Girard, Famille PLESS, Mr Hassan, Aicha Cassim, Mme Holisoa Ravelonahiana, Hilda Ravelonahiana. Mitohy ny ady amin’ny valan’aretina. Koa misaotra antsika rehetra izay mbola hanampy, hoy ny ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina.

 

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana