Dans la męme rubrique

Coronavirus Hitan’ny Rosianina ny vaksiny

12/08/2020

Vaovao nanakoako naneran-tany nanomboka omaly ny fanambaran’ny Firenena Rosianina fa nahita vaksiny hahafa-miady amin’ny valanaretina coronavirus. Ity no vakisinin'ny covid-19 nolazaina ampahibemaso voalohany, izay nomena ny anarana "Spoutnik V".

Coronavirus Hitan’ny Rosianina ny vaksiny

Hamaky ny tohiny...

Amoron’i Mania Distrika 4 nahazo fitaovana hiadiana amin’ny Covid 19

12/08/2020

Ireo Ministra mianadahy miahy ny Faritra Amoron i Mania dia ny Mpitahiry ny Tombokasem panjakana,

Amoron’i Mania Distrika 4 nahazo fitaovana hiadiana amin’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

12/08/2020

Olona iray teto amin’ny Faritra Analamanga no maty, ka nampiakatra ny isan’ny lavo hatramin’izay ho 152, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly. 115 kosa ny tranga vaovao,

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

Hamaky ny tohiny...

Fanafodin’ny Coronavirus 106 000 000 Ar no natontona tamin’ny CSB II

12/08/2020

Nanamafy ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka fa maimaimpoana ny fitsaboana (fizahana sy fanafody) ireo olona ahiahiana na voamarina fa mararin'ny "Covid-19",

Fanafodin’ny Coronavirus 106 000 000 Ar no natontona tamin’ny CSB II

Hamaky ny tohiny...

Vatsy Tsinjo Mitohy ny fanisana ireo tokantrano eny Avaradrano

12/08/2020

Anisan’ny faritra sahanin’ny Ministeran’ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny toetr’andro (MTTM), ny kaominina Sabotsy Nahemana, ao anatin’ny distrikan’Avaradrano.

Vatsy Tsinjo Mitohy ny fanisana ireo tokantrano eny Avaradrano

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 Olona iray sisa tsaboina ao Fenoarivo atsinanana

12/08/2020

Olona iray sisa tsaboina ao amin’ny CHRD Fenoarivo atsinanana, raha ny mikasika ny valanaretina COVID 19 no asian-teny,

Covid 19 Olona iray sisa tsaboina ao Fenoarivo atsinanana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Covid 19 Nanolotra 1,2 tapitrisa dolara ny Japoney

12/08/2020

Nanolotra 1,2 tapitrisa dolara ny Governemanta Japoneyhanampiana ny ady atao amin’ny covid-19 eto Madagasikara.

Ady amin’ny Covid 19 Nanolotra 1,2 tapitrisa dolara ny Japoney

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fivoahana an`i Madagasikara Miray hina ny Frantsay sy ny Amerikana

04/04/2020

Ireo teratany frantsay sy amerikana maniry hody any aminy dia mbola manana fanantenana amin` ny sidina manokana amin` ny zotra Air France anio 04 Aprily 2020.

 

 

 

 Araka ny toromariky ny masoivoho frantsay, ireo hisitraka io zotra io dia tsy maintsy tonga eny amin` ny seranam-piaramanidina Ivato alohan` ny amin’ny 2 ora tolakandro. Hisy fiara manokana (navette) hampifandray ireo teratany vahiny any Ivato miainga eny amin’ny IFM Analakely manomboka amin` ny 10 ora maraina, hoy hatrany ny fampitam-baovao. Ny mpandeha kosa dia tsy maintsy mitondra ny pasipaorony sy ny tapakilany. Etsy ankilany, manentana ireo teratany amerikana ny masoivoho amerikana mba hanararaotra io sidina manokana io na dia any Paris Frantsa ihany aza ny farany. Noho izany, rehefa tonga any Paris ireo teratany amerikana ireo dia hisy toromarika hafa ho azy ireo mba ahafahan` izy ireo mamonjy an`iEtazonia. Marihana fa tsy mitondra mpandeha ity sidina manokana ity miala any Paris raha hihazo an` Antananarivo.

 Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana