Dans la męme rubrique

Alakamisy Fenoarivo Nisy lehilahy iray voan’ny Covid 19

26/05/2020

Raikitra ny fanadiovana sy famendrahana ranom-panafody iadiana amin’ny aretina coronavirus omaly teny Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Alakamisy Fenoarivo Nisy lehilahy iray voan’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 eto Madagasikara Tranga 238 tao anatin’ny herinandro

26/05/2020

Ny 11 mey no nisian’ilay tenin’ny Filoham-pirenena fa 105 tamin’ny 171 ny sitrana tamin’ireo marary teto Madagasikara nentina nanaporofoana fa tena mahomby tambavy Malagasy CVO

Covid-19 eto Madagasikara Tranga 238 tao anatin’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Voa ihany koa i Tsiroanomandidy

26/05/2020

Niampy 15 ireo mararin'ny eto amintsika, izay hita tamin’ny fitiliana 201 natao, ka nampiakatra ny isa ho 542 hatramin’ny omaly. Filitiliana 164 no nataon’ny IPM teto Antananarivo, ka nahitana tranga 6 avy any Toamasina, 2 avy eto Antananarivo,

Coronavirus Voa ihany koa i Tsiroanomandidy

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Nampitomboana ny isan’ny mpitandro ny filaminana

26/05/2020

Lasa lohalaharana amin’ny fiparitahan’ny tsimok’aretina coronavirus ny ao Toamasina amin’izao raha teto Antananarivo no niandohan’izany.

Toamasina Nampitomboana ny isan’ny mpitandro ny filaminana

Hamaky ny tohiny...

Kaominin’i Ranomafana 2500 ariary ny CVO

26/05/2020

Hatramin’ny fotoana nanaovan’ny filoham-pirenena fa anaty fahamehana ara-pahasalamana isika dia nandray fepetra avy hatrany ny kaominin’i Ranomafana, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana, Barthelemy Samuel Ravelonasy.

Kaominin’i Ranomafana 2500 ariary ny CVO

Hamaky ny tohiny...

Dokotera maty tany Toamasina Mety hitombina ny famonoan-tena, hoy ny zandary

26/05/2020

Nisy ny fidinana ifotony tany amin’ny Hopitaly Manara-penitra nataon’ny zandarimariam-pirenena notarihin’ny Kaomandy ambony Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa.

Dokotera maty tany Toamasina Mety hitombina ny famonoan-tena, hoy ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Mponin`i Toamasina “Mila fahatsiarovan-tena”

26/05/2020

Tsy mitsaha mitombo ny isan` ny coronavirus any Toamasina. Manoloana io dia miantso ny fandraisana andraikitry ny hery velona rehetra sy ny mponina any an-toerana ny solombavambahoaka voafidy tao Toamasina I,

Mponin`i Toamasina “Mila fahatsiarovan-tena”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Sarombava Hanomboka rahampitso ny fizarana

07/04/2020

Ho fanatanterahana ny toromariky ny Filohan'ny Repoblika dia nivory niaraka tamin'ny solotenan'ireo mpiara-miombon'antoka iraisam-pirenena ireo mpikambana ao anaty governemanta miandraikitra ny fizarana ireo sarombava (Cache bouche)

 

 

 ho fiarovana amin'ny valanaretina coronavirus. Izy ireo moa dia hamboarina eto an-toerana avokoa mba hiarovana ireo mpiasan'ny orinasa afakaba tsy ho very asa. Hanohana an'izany ireo mpiara-miombon'antok¬a avy any ivelany ireo. Hanomboka ny Alarobia ho avy izao ny fizarana ny sarombava manerana an'i Madagasikara. Hatao laharam-pahamehana ireo faritra 3 efa misy tranga voamarina, dia Analamanga, Toamasina I sy II (Atsinanana) ary Matsiatra Ambony. Ny minisitry ny indostria sy ny varotra, minisitry ny asa sy ny asam-panjakana, ny minisitry ny fampianarana ambaratonga ambony, ny minisitry ny raharaham-bahiny ary ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina no mitarika ity rafitra misahana ny fizarana arovava ity. Omaly 06 Aprily 2020 teny amin'ny minisiteran'ny raharaham-bahiny no natao ny fivoriana, ary ny masoivohon'ny PAM (Programme Alimentaire Mondiale) no nisolo tena ny Firenena Mikambana.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana