Dans la mme rubrique

Alakamisy Fenoarivo Nisy lehilahy iray voan’ny Covid 19

26/05/2020

Raikitra ny fanadiovana sy famendrahana ranom-panafody iadiana amin’ny aretina coronavirus omaly teny Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Alakamisy Fenoarivo Nisy lehilahy iray voan’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 eto Madagasikara Tranga 238 tao anatin’ny herinandro

26/05/2020

Ny 11 mey no nisian’ilay tenin’ny Filoham-pirenena fa 105 tamin’ny 171 ny sitrana tamin’ireo marary teto Madagasikara nentina nanaporofoana fa tena mahomby tambavy Malagasy CVO

Covid-19 eto Madagasikara Tranga 238 tao anatin’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Voa ihany koa i Tsiroanomandidy

26/05/2020

Niampy 15 ireo mararin'ny eto amintsika, izay hita tamin’ny fitiliana 201 natao, ka nampiakatra ny isa ho 542 hatramin’ny omaly. Filitiliana 164 no nataon’ny IPM teto Antananarivo, ka nahitana tranga 6 avy any Toamasina, 2 avy eto Antananarivo,

Coronavirus Voa ihany koa i Tsiroanomandidy

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Nampitomboana ny isan’ny mpitandro ny filaminana

26/05/2020

Lasa lohalaharana amin’ny fiparitahan’ny tsimok’aretina coronavirus ny ao Toamasina amin’izao raha teto Antananarivo no niandohan’izany.

Toamasina Nampitomboana ny isan’ny mpitandro ny filaminana

Hamaky ny tohiny...

Kaominin’i Ranomafana 2500 ariary ny CVO

26/05/2020

Hatramin’ny fotoana nanaovan’ny filoham-pirenena fa anaty fahamehana ara-pahasalamana isika dia nandray fepetra avy hatrany ny kaominin’i Ranomafana, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana, Barthelemy Samuel Ravelonasy.

Kaominin’i Ranomafana 2500 ariary ny CVO

Hamaky ny tohiny...

Dokotera maty tany Toamasina Mety hitombina ny famonoan-tena, hoy ny zandary

26/05/2020

Nisy ny fidinana ifotony tany amin’ny Hopitaly Manara-penitra nataon’ny zandarimariam-pirenena notarihin’ny Kaomandy ambony Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa.

Dokotera maty tany Toamasina Mety hitombina ny famonoan-tena, hoy ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Mponin`i Toamasina “Mila fahatsiarovan-tena”

26/05/2020

Tsy mitsaha mitombo ny isan` ny coronavirus any Toamasina. Manoloana io dia miantso ny fandraisana andraikitry ny hery velona rehetra sy ny mponina any an-toerana ny solombavambahoaka voafidy tao Toamasina I,

Mponin`i Toamasina “Mila fahatsiarovan-tena”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fikarohana ny fanafodin’ny COVID19 Ny ara-pitaovana no olana

07/04/2020

Efa manana fanafody fitsaboana ireo aretina mitovy soritraretina amin’ny Coronavirus hatramin’ny taona 1991 i Madagasikara, raha ny fanazavana avy eo anivon’ny foibem-pirenena fikarohana sy fampiharana ireo voka-panafody eto Madagasikara na ny CNARP. T

 

 

 

sy inona izany fa ny Evokine, izay nivoaka tamin’io taona io, sy ny Vaseline Niaouli, nivoaka ny taona 1997. Araka ny fanazavan’ny talen’ny CNARP, ny Dr Riana Rakotosaona, dia mahatsabo ireo soritraretina toy ny mahazo ny orona, ny tenda, ny tratra sy ny hafa ireo fanafody ireo. Tsy mbola voaporofo kosa anefa fa fanafodin’ny COVID-19 ireo, raha ny fanazavana hatrany. Na izany aza anefa dia isan’ireo fanafody efa namatsiana ny fitsaboana ireo mararin’ity aretina ity ireo nanomboka ny alatsinainy teo. Mbola tsy manana fikarohana isika, raha ny mikasika ny fanafody fanefitry ny Coronavirus saingy efa misy tondrozotra iaraha-manao kosa mikasika izany. manan-karena amin’ny lafiny zava-maniry i Madagasikara, hoy izy, fa eo amin’ny fitaovam-pikarohana no tsy maharaka. Isan’izany, ohatra, ny tsy fananana ny sosona na “souche” an’ilay otrik’aretina. Mila zava-maniry sy biby koa anaovana ny fanandramana, raha ny fanazavany, vao tokony atao amin’ny olona io fanandramana io. Tsy mitombona, raha ny fanazavan’ity mpitsabo ity, ny fidirana avy hatrany amin’ny fanaovam-bakisiny olona raha tsy mandalo amin’izay dingana izay. Na ireo firenen-dehibe aza, hoy izy, mbola maro no tsy manana fitaovana hikarohana ny fanefitry ny Coronavirus.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana