Dans la mme rubrique

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

29/05/2020

Nanao fitiliana 93 ny CICM, ka tany Toamasina ka 37 ny singa avy any Toamasina. 13 no voa (5 Analankininina, 2 Kaominina Ambonivohitra, 1 Campus Universitaire, 1 Ankirihiry Avaratra, 1 Mangarano,

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Mbola hisy 2 na 3 volana ny Covid 19 »

29/05/2020

Ny 23 martsa 2020 no nihiboka voalohany ny malagasy. Mbola latsaky ny 100 ny voan’ny Coronavirus tamin’izany ary tsy mbola nisy ny maty, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary.

Paul Rabary « Mbola hisy 2 na 3 volana ny Covid 19 »

Hamaky ny tohiny...

612 no voan’ny covid-19 Niakatra ho 10 ireo marary mafy

28/05/2020

Niampy 26 ny trangana coronavirus eto Madagasikara, ka nampiakatra ny isa manontolo ho 612 hatreto. 9681 ny fitiliana rehetra vita ny 19 martsa hatramin’ny 25 mey teo.

612 no voan’ny covid-19 Niakatra ho 10 ireo marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Antoko DHD “Efa ny mahaolona mihitsy no ataon’ny fitondrana antoka”

28/05/2020

Tsindrona, hatao andrana amin’ny marary Covid 19 ao Toamasina sy Antananarivo, hono.

Antoko DHD “Efa ny mahaolona mihitsy no ataon’ny fitondrana antoka”

Hamaky ny tohiny...

Fanafodin’ny Covid 19 atsindrona Tsy CVO fa zavatra hafa mihitsy

28/05/2020

Hanomboka ny andrana covid organics, ary diso tanteraka ny filazana fa ny CVO no navadika tsindrona, hoy ny Tale misahana ny raharaha momba ny lalàna eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika Dr Sahondraharimalala Marie Michelle, nampian’ny Pr Luc Rakotovao omaly.

Fanafodin’ny Covid 19 atsindrona Tsy CVO fa zavatra hafa mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mararin’ny Covid-19 ao amin’ny Foyer Canada Tsy manaiky hanandramana ilay tsindrona

28/05/2020

Namoaka sy nitantara ny nanjo azy ireo olona miisa 48 voan’ny covid-19 ao amin’ny Foyer Social Canada ka nandefa solontena 03, raha vao nahita ireo mpanao gazety tonga hiatrika ny fanolorana fitaovana nataon'ny vokovoko mena, raha ny fampitam-baovao.

Mararin’ny Covid-19 ao amin’ny Foyer Canada Tsy manaiky hanandramana ilay tsindrona

Hamaky ny tohiny...

Rado Ramparaoelina “Tokony mitovy ireo fepetra mihatra isaky ny kaominina”

28/05/2020

Tsy mitovy ny andraikitra raisin’ireo Ben’ny tanana tsirairay avy ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano

Rado Ramparaoelina “Tokony mitovy ireo fepetra mihatra isaky ny kaominina”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Loharano, Vatsy Tsinjo, Tsena mora… Tsy araka ny nilazana azy tambony latabatra

17/04/2020

Tsy ilaozan’izay tia kely, araka ny nambaran’ireo tompon'andraiki-panjakana tokoa ny fiarahamonina malagasy miatrika izao zava-misy izao, raha ny fitarainan’ireo eny ifotony.

 

 

 

Tsy araka ny nilazana azy tambony latabatra ny fitantanan’ireo mpanatanteraka baiko ireo rafitra sy hetsika neverina ho fitsinjovana ny vahoaka malagasy ao anatin’izao fotoana tokony hihibohan’izy ireo izao. Ny firafitry ny Loharano, izay rafitra ifotony natao hitantana ny fitsinjarana ireo fanampiana fotsiny dia efa maha be tsikera ireo mpiara-monina, raha ny zava-misy amin’ireo fokontany hatreto. Samy nieritreritra ny rehetra ho aterina isan-tokantrano ny Vatsy Tsinjon’izy ireo kanefa dia mbola misy mponina mitaraina ho tsy nisitraka izany ihany hatramin’izao. Laniana fahefatr’adiny amin’ny fanadihadiana ireo vahoaka efa sahirana, hoy ny mpilahatra iray tetsy Avaradoha, ny alarobia teo. Ny sasany amin’ny 7 ora maraina no milahatra. Amin’ny 4 ora hariva vao afaka. Kiviana amin’ny filaharana ve izany ireo sahirana dia mody rehefa tsy maharitra mba ho lasan’ny mpizara ny anjaran’izy ireo avy eo? Na tsena mora na fanampiana hafa moa izany izao dia mbola tsy mety voahaja hatrany ny elanelana iray metatra eo amin’ireo milahatra azy ireny.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana