Dans la męme rubrique

Marc Ravalomanana “Be loatra ny tsy mety sy ny alahelom-bahoaka…”

29/05/2020

Nijery ifotony ny fanamboarana eny amin’ny Rova i Marc Ravalomanana omaly maraina ary nanao fandaharana manokana ny hariva.

Marc Ravalomanana “Be loatra ny tsy mety sy ny alahelom-bahoaka…”

Hamaky ny tohiny...

Riribe “Ady angamba no tadiavin’ny fitondrana”

29/05/2020

Tsy mitsipaka ny ady ataon’ny fanjakana amin’ny Covid 19 izahay, hoy ny kandida ho solombavambahoaka teo aloha sady solontenan’ny zanak’I Toamasina, Henry Rakotomalala na Riribe, omaly.

Riribe “Ady angamba no tadiavin’ny fitondrana”

Hamaky ny tohiny...

Vatovavy Fitovinany Hafanafana ny fiandrasana ny fizaram-paritra

29/05/2020

Efa fampanantenana nataon'ny filoham-pirenena nandritra ny fampielezan-kevitra nataony ary efa nifampiresaha nivantana tamin'ireo Tangalamena sy Olobe taty an-toerana,

Vatovavy Fitovinany Hafanafana ny fiandrasana ny fizaram-paritra

Hamaky ny tohiny...

Jeneraly Richard Ravalomanana Takian’ireo depiote ny fanesorana azy

29/05/2020

Nanao tatitra mahakasika ny asany nanoloana ireo solombavambahoaka ireo Tompon’andraikitra ambony ao amin’ny governemanta miantsoroka ny fandriampahalemana omaly.

Jeneraly Richard Ravalomanana Takian’ireo depiote ny fanesorana azy

Hamaky ny tohiny...

Resaka Rova sy tsindrona amin’ny Covid 19 Miantso fifanatonana sy fifampidinihana ny CFM

29/05/2020

Manana ny andraikiny voafaritry ny lalana ny filankevitry ny fampihavanana malagasy na CFM. Voafaritra ao amin’ny 2016 – 027 fa miandraikitra ny mba tsy hisian’ny korontana eto amin’ny firenena izahay, hoy ny filohany, Maka Alphonse.

Resaka Rova sy tsindrona amin’ny Covid 19 Miantso fifanatonana sy fifampidinihana ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Hanao fanambarana anio

28/05/2020

“Hitafa aminareo mpiray tanindrazana aho. Ny alakamisy 28 mey 2020 no fotoanantsika”, hoy ny hafatra nataon’i Marc Ravalomanana tao amin’ny pejiny manokana ao amin’ny tambajotran-tserasera.

Marc Ravalomanana Hanao fanambarana anio

Hamaky ny tohiny...

Sata mifehy ny mpanohitra “Tokony hiezaka ny parlemanta roa tonta”

28/05/2020

Ny sata mifehy ny mpanohitra sy ny hijoroana mpanohitra ara-pomba demokratika dia efa voalazan’ny lalam-panorenana. Efa nisy dingana goavana nametrahana azy io ny taona 2011, hoy ny mpahay lalàna, Ranesa Firiana, nanazava ny fahitany ny mampitarazoka ny raharaha ankehitriny.

Sata mifehy ny mpanohitra “Tokony hiezaka ny parlemanta roa tonta”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Dr Emile Ratefinanahary Vakio sy henoy ara-tsiantifika ilay Covid-Organics

22/04/2020

Vakio sy henoy ara-tsiantifika ny toromarika voasoratra eo amin'ilay tambavy Covid-Oragaics navoakan'ny IMRA, hoy ny Dr Andrianandraina Emile Ratefinanahary, fa aza henoina ara-politika fa manimba zavatra.

 

 

Miangavy antsika mpanao politika aho araka izany  mba handika azy ara-tsiantifika ka hanontany an'ireo siantifika ao anaty antoko misy antsika ny momba azy ity. Mazava tsara fa zavatra 4 no voalaza  amin'ny soratra eo amin'ny tavoahangy misy ny tambavavy Covid-Organics, hoy izy, ka ity tambavy ity  dia fantatra fa :manamafy ny fiarovana ny vatana, miaro amin'ny tsimoka aretina, miaro amin'ny tazo, miaro amin'ny aretin'ny havokavoka sy fahasemporana.Marihako etoana aloha fa tambavy ity Covid-Organics ity fa tsy fanafody fanasitranana tsy akory nefa dia nahazo alalana avy amin'ny AMM ao amin'ny ministeran'ny fahasalamana ny famarotana azy amin'ny daholobe, ny IMRA rahateo efa "institut" nahazo fankatoavana iraisam-pirenena ary anisan'ny lehibe indrindra aty Afrika eo amin'ny seha-pikarohana ara-pitsaboana. Marihako, hoy ity dokotera ity, fa ny Homeopharma ihany koa dia efa ela no namoaka ny "Sirop Artemisa" ka tokony hampifandraisina ireo ivo-toeram-pikarohana roa ireo.

Ntsoavina Evariste

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana