Dans la mme rubrique

Coronavirus Hitan’ny Rosianina ny vaksiny

12/08/2020

Vaovao nanakoako naneran-tany nanomboka omaly ny fanambaran’ny Firenena Rosianina fa nahita vaksiny hahafa-miady amin’ny valanaretina coronavirus. Ity no vakisinin'ny covid-19 nolazaina ampahibemaso voalohany, izay nomena ny anarana "Spoutnik V".

Coronavirus Hitan’ny Rosianina ny vaksiny

Hamaky ny tohiny...

Amoron’i Mania Distrika 4 nahazo fitaovana hiadiana amin’ny Covid 19

12/08/2020

Ireo Ministra mianadahy miahy ny Faritra Amoron i Mania dia ny Mpitahiry ny Tombokasem panjakana,

Amoron’i Mania Distrika 4 nahazo fitaovana hiadiana amin’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

12/08/2020

Olona iray teto amin’ny Faritra Analamanga no maty, ka nampiakatra ny isan’ny lavo hatramin’izay ho 152, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly. 115 kosa ny tranga vaovao,

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

Hamaky ny tohiny...

Fanafodin’ny Coronavirus 106 000 000 Ar no natontona tamin’ny CSB II

12/08/2020

Nanamafy ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka fa maimaimpoana ny fitsaboana (fizahana sy fanafody) ireo olona ahiahiana na voamarina fa mararin'ny "Covid-19",

Fanafodin’ny Coronavirus 106 000 000 Ar no natontona tamin’ny CSB II

Hamaky ny tohiny...

Vatsy Tsinjo Mitohy ny fanisana ireo tokantrano eny Avaradrano

12/08/2020

Anisan’ny faritra sahanin’ny Ministeran’ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny toetr’andro (MTTM), ny kaominina Sabotsy Nahemana, ao anatin’ny distrikan’Avaradrano.

Vatsy Tsinjo Mitohy ny fanisana ireo tokantrano eny Avaradrano

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 Olona iray sisa tsaboina ao Fenoarivo atsinanana

12/08/2020

Olona iray sisa tsaboina ao amin’ny CHRD Fenoarivo atsinanana, raha ny mikasika ny valanaretina COVID 19 no asian-teny,

Covid 19 Olona iray sisa tsaboina ao Fenoarivo atsinanana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Covid 19 Nanolotra 1,2 tapitrisa dolara ny Japoney

12/08/2020

Nanolotra 1,2 tapitrisa dolara ny Governemanta Japoneyhanampiana ny ady atao amin’ny covid-19 eto Madagasikara.

Ady amin’ny Covid 19 Nanolotra 1,2 tapitrisa dolara ny Japoney

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Sazy ho an’ireo tsy manao arotava Tena mbola maivana ny eto Madagasikara

25/04/2020

Mety misy gaga hoe inona no hampisehoana hery be amin’izao ady amin’ny Coronavirus izao, hoy ny Jeneraly Ravalomanana Richard Sekreteram-panjakana miadididy ny zandarimaria.

 

 

 

 Ny Malagasy no misy tsy tonga saina amin’ny fepetra hiarovana amin’io. Efa fantatry ny rehetra ny fepetra amin’ny herinandro ho an’izay tsy manao arotava, izay misy sazy efa nambaran’ny Filoham-pirenena, hoy izy. Mbola manana fahendrena ny Filoha Malagasy fa tsy tahaka ny any ivelany, toy ny any Frantsa izay mandoa 135 euros efa ho 5 hetsy ariary latsaka. Mety ho tafiakatra hatramin’ny 1000 euros. Ny eto amintsika anefa mba asa hahasoa ny daholobe no sazy, hoy ity Tompon’andraikitra ambony ity. Nilaza ihany koa moa izy fa tsy mila alalana ny fanokafana fiangonana ataon’ny FJKM.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana