Dans la męme rubrique

Alakamisy Fenoarivo Nisy lehilahy iray voan’ny Covid 19

26/05/2020

Raikitra ny fanadiovana sy famendrahana ranom-panafody iadiana amin’ny aretina coronavirus omaly teny Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Alakamisy Fenoarivo Nisy lehilahy iray voan’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 eto Madagasikara Tranga 238 tao anatin’ny herinandro

26/05/2020

Ny 11 mey no nisian’ilay tenin’ny Filoham-pirenena fa 105 tamin’ny 171 ny sitrana tamin’ireo marary teto Madagasikara nentina nanaporofoana fa tena mahomby tambavy Malagasy CVO

Covid-19 eto Madagasikara Tranga 238 tao anatin’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Voa ihany koa i Tsiroanomandidy

26/05/2020

Niampy 15 ireo mararin'ny eto amintsika, izay hita tamin’ny fitiliana 201 natao, ka nampiakatra ny isa ho 542 hatramin’ny omaly. Filitiliana 164 no nataon’ny IPM teto Antananarivo, ka nahitana tranga 6 avy any Toamasina, 2 avy eto Antananarivo,

Coronavirus Voa ihany koa i Tsiroanomandidy

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Nampitomboana ny isan’ny mpitandro ny filaminana

26/05/2020

Lasa lohalaharana amin’ny fiparitahan’ny tsimok’aretina coronavirus ny ao Toamasina amin’izao raha teto Antananarivo no niandohan’izany.

Toamasina Nampitomboana ny isan’ny mpitandro ny filaminana

Hamaky ny tohiny...

Kaominin’i Ranomafana 2500 ariary ny CVO

26/05/2020

Hatramin’ny fotoana nanaovan’ny filoham-pirenena fa anaty fahamehana ara-pahasalamana isika dia nandray fepetra avy hatrany ny kaominin’i Ranomafana, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana, Barthelemy Samuel Ravelonasy.

Kaominin’i Ranomafana 2500 ariary ny CVO

Hamaky ny tohiny...

Dokotera maty tany Toamasina Mety hitombina ny famonoan-tena, hoy ny zandary

26/05/2020

Nisy ny fidinana ifotony tany amin’ny Hopitaly Manara-penitra nataon’ny zandarimariam-pirenena notarihin’ny Kaomandy ambony Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa.

Dokotera maty tany Toamasina Mety hitombina ny famonoan-tena, hoy ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Mponin`i Toamasina “Mila fahatsiarovan-tena”

26/05/2020

Tsy mitsaha mitombo ny isan` ny coronavirus any Toamasina. Manoloana io dia miantso ny fandraisana andraikitry ny hery velona rehetra sy ny mponina any an-toerana ny solombavambahoaka voafidy tao Toamasina I,

Mponin`i Toamasina “Mila fahatsiarovan-tena”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Arotava Mila soloina isaky ny adin'ny efatra

29/04/2020

Manoloana ny aretina COVID-19, ny fanaoavana arotava no fepetra voalohany napetraky ny fitondram-panjkana.

 

 

 Manamafy raha teo ny mpitsabo fa maro ny tombontsoa amin`ny fanaovana azy ireny. Ankoatra ny fiarovana amin` ny fihanaky ny aretina COVID-19 dia maro ireo aretina voasoroka amin` izany. Misoroka amin` ny loto sy vovoka miditra ao anatin` ny vava sy ny orona ihany koa ny fitondrana arotava izay mitondra mikraoba sy aretina maro. Toy ny zava-drehetra dia misy ny lafin-tsara sy lafin-ratsy amin`ny arotava. Mila fitandremana ny fanaovana azy ireny. Araka ny fanazavan` ny mpitsabo iray dia mila misolo isaky ny adin'ny efatra, izany hoe arotava roa maraina ka roa kosa ny hariva. Azony sasana sy pasohina izany rehefa ny hariva. Ireo olona marary ka manana olana eo amin`ny fitaovam-pisefoana toy ny kabon'orona, olona sempotry ny gripa be, “asthmatique” na misohika, kambon-tenda, androbe sy maro hafa … dia tsy tokony manao ireny fitaovana ireny. Na izany dia tokony hitondra fanamarinana ara-pahasalamana (certificate medical) izy ireo mba hisorohana ny olana izay mety hiseho amin`ny mpitandro filaminana manoloana ny fanapahan-kevitra noraisin` ny fanjakana izao.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana