Dans la męme rubrique

Niampy 39 ny voan'ny Covid-19 Misy marary mafy 6 ao Toamasina

25/05/2020

Tafiakatra 527 ny olona tratry ny coronavirus ho an’i Madagasikara nanomboka ny 19 martsa. 69 ny singa notilian’ny IPM teto an-dRenivohitra izay nitambatra tao na ny teto Antananarivo na ny avy any Toamasina, ka olona 10 tamin’ireo no voa, izay avy any Antsinana avokoa.

Niampy 39 ny voan'ny Covid-19 Misy marary mafy 6 ao Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Taolam-paty 134 isa hita tao anaty fako

23/05/2020

Taolan-dava miisa 134 no hita tamina toeram-panariam-pako iray tao Marovato fokontany Antanandava distrakan’i Toamasina II faritra Atsinanana, 20 may lasa teo.

Toamasina Taolam-paty 134 isa hita tao anaty fako

Hamaky ny tohiny...

Moramanga Ireo antony mahamaro ny voan'ny covid-19

23/05/2020

Antony 3 mazava no azo lazaina fa nampiakatra ny isan'ny olona voatily fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 aty amin'ny distrikan'i Moramanga, hoy ny tompon'andraikitry ny tanĂ na iray tafaresaka an-telefaonina tamin'ny Tia Tanindrazana.

Moramanga Ireo antony mahamaro ny voan'ny covid-19

Hamaky ny tohiny...

Mampihoro-koditra ny Covid-19 Tafiakatra 448 ireo voa, 2 marary mafy

23/05/2020

Tranga 43 vaovao no notaterina omaly izay ny 38 tany Toamasina ary 5 teto Antananarivo, ka nampiakatra ny isan’ny voa rehetra ho 448. Tao anatin’ny fitiliana 147 nataon’ny IPM izay avy any Toamasina fa notiliana teto Antananarivo dia nahitana tranga 20.

Mampihoro-koditra ny Covid-19 Tafiakatra 448 ireo voa, 2 marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo, Toamasina.. 79 indray voan'ny Coronavirus

22/05/2020

Niakatra ho 405 ny olona voan’ny Coronavirus na Covid-19 eto Madagasikara, ka 79 ny indray voa, raha hatambatra ny valin’ny fitiliana ny talata sy ny

Antananarivo, Toamasina.. 79 indray voan'ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo sy Toamasina Mitombo isa hatrany ireo marary

22/05/2020

Nohamafisin’ny CCO Covid-19 tamin’ny alalan’ny Mpitondra teniny dia ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan’ilay teratany Filipianina Ryan Reyes tao Ambatovy.

Antananarivo sy Toamasina Mitombo isa hatrany ireo marary

Hamaky ny tohiny...

Printsy Dr Ndriana Rabarioelina "Fanotana fady io atao ao Anatirova io"

22/05/2020

Nanameloka ny fikitihana tsy am-piheverana sy fananganana “coliseum” eny anatirova ny Fianakaviamben'ny Andriana eto Imerina tarihin’ny Printsy Dr Ndriana Rabarioelina,

Printsy Dr Ndriana Rabarioelina "Fanotana fady io atao ao Anatirova io"

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fihibohana Misy akony ratsy any amin'ny asa fivelomana

29/04/2020

Iray volana sy tapany latsaka izao no niainantsika teto Madagasikara ny famehana ara-pahasalamana izay niteraka ny fihibohana ka tsy nahafahana nanao na inona na inona.

 

 

 Zavatra maro loha no nihtsoka vokatr’izany toy ny asa fivelomana izay tena maharary ny isan-tokantrano tokoa, ny fianarana…. Manoloana izany dia samy maniry ny hisokafan’ny fihibohana avokoa ny rehetra mba hiverenan’ny fiainana amin’ny laoniny. Tsy olana ho an’ny vahoaka ny fanaovana aron-tava, ny fanajana ilay elanelana 1 metatra, ny fampiasana ilay gel mamono mikraoba fanosotra amin’ny tanana isaky ny mivoaka saingy ny mahaporitra ny rehetra dia ny mba hahafahana miasa mandrapaharivan’ny andro manomboka amin’ny herinandro ho avy io hanetsemana ny banga rehetra teo aloha. Santionany amin’izany ireto tafaresaka tamin’ny gazety Tia Tanindrazana ireto.

Rtoa Vonisoa, manao asa tenany : "Tena tokony efa vahana ilay fihibohana fa noana ny vahoaka. Lasa mihiboka manaraka ilay zava-misy avokoa mantsy ny zava-drehetra, indrindra fa ny fidiram-bola. Ilay fampandehanana ny fiainana amin’ny andavanandro mihitsy no tena olana. Tsy misy ny vola nefa ny fahasahiranana tsy hay lazaina intsony". 

 Benja, mpamily taxi-be: "Tena efa tokony vahana amin’izay io fihibohana io. Ohatra ny asanay zao dia miaina fatiantoka isan’andro. Voafetra ny ora hiasana nefa ny versement henjehina. Ny olona entina ihany koa voafetra ihany amin’ny coronavirus. Zara raha mahita sakafo ho an’ny vady aman-janaka izahay isan’andro."

Pati

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana