Dans la mme rubrique

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

29/05/2020

Nanao fitiliana 93 ny CICM, ka tany Toamasina ka 37 ny singa avy any Toamasina. 13 no voa (5 Analankininina, 2 Kaominina Ambonivohitra, 1 Campus Universitaire, 1 Ankirihiry Avaratra, 1 Mangarano,

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Mbola hisy 2 na 3 volana ny Covid 19 »

29/05/2020

Ny 23 martsa 2020 no nihiboka voalohany ny malagasy. Mbola latsaky ny 100 ny voan’ny Coronavirus tamin’izany ary tsy mbola nisy ny maty, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary.

Paul Rabary « Mbola hisy 2 na 3 volana ny Covid 19 »

Hamaky ny tohiny...

612 no voan’ny covid-19 Niakatra ho 10 ireo marary mafy

28/05/2020

Niampy 26 ny trangana coronavirus eto Madagasikara, ka nampiakatra ny isa manontolo ho 612 hatreto. 9681 ny fitiliana rehetra vita ny 19 martsa hatramin’ny 25 mey teo.

612 no voan’ny covid-19 Niakatra ho 10 ireo marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Antoko DHD “Efa ny mahaolona mihitsy no ataon’ny fitondrana antoka”

28/05/2020

Tsindrona, hatao andrana amin’ny marary Covid 19 ao Toamasina sy Antananarivo, hono.

Antoko DHD “Efa ny mahaolona mihitsy no ataon’ny fitondrana antoka”

Hamaky ny tohiny...

Fanafodin’ny Covid 19 atsindrona Tsy CVO fa zavatra hafa mihitsy

28/05/2020

Hanomboka ny andrana covid organics, ary diso tanteraka ny filazana fa ny CVO no navadika tsindrona, hoy ny Tale misahana ny raharaha momba ny lalàna eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika Dr Sahondraharimalala Marie Michelle, nampian’ny Pr Luc Rakotovao omaly.

Fanafodin’ny Covid 19 atsindrona Tsy CVO fa zavatra hafa mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mararin’ny Covid-19 ao amin’ny Foyer Canada Tsy manaiky hanandramana ilay tsindrona

28/05/2020

Namoaka sy nitantara ny nanjo azy ireo olona miisa 48 voan’ny covid-19 ao amin’ny Foyer Social Canada ka nandefa solontena 03, raha vao nahita ireo mpanao gazety tonga hiatrika ny fanolorana fitaovana nataon'ny vokovoko mena, raha ny fampitam-baovao.

Mararin’ny Covid-19 ao amin’ny Foyer Canada Tsy manaiky hanandramana ilay tsindrona

Hamaky ny tohiny...

Rado Ramparaoelina “Tokony mitovy ireo fepetra mihatra isaky ny kaominina”

28/05/2020

Tsy mitovy ny andraikitra raisin’ireo Ben’ny tanana tsirairay avy ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano

Rado Ramparaoelina “Tokony mitovy ireo fepetra mihatra isaky ny kaominina”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Tence Mena "Mandresy hatrany rehefa miaraka amin'Andriamanitra"

30/04/2020

Nivaly omaly 29 aprily maraina ny fitiliana ny mpanakanto Tence Mena rehefa “négatif” ny valin’ny fitiliana faha-9 natao azy, ary natao fitiliana faha-10 avy eo 48ora taorian’izay, ka mbola “négatif” ihany.

 

 

 Midika io fa sitrana tanteraka ary tsy mitondra ny tsimokaretina Covid-19 intsony ity mpanakanto ity, izay efa ny 19 marsa no naiditra teny amin’ny CHU Anosiala, ka 40 andro izy no nanaraka fitsaboana. Isan’ireo Malagasy tonga avy any Frantsa ny tenany, ary tany no nahavoa azy. Im-balo nisesy “positif” foana ny fitiliana natao azy, ary taty amin’ny faha-9 sy faha-10 no vao afa-bela i Tence Mena. Nisaotra ny namany sy havany ary ny mpankafy rehetra izay nitondra ambavaka azy izy, ary nisaotra manokana ny fanjakana izay tarihan'ny Filoham-pirenena sy ny IMRA nanome ny fanafody CVO izay nambarany fa nahasitrana. Nisaotra ireo nandatsa sy nanozona, nanendrikendrika, nanome teny mandratra azy ihany koa i Tence Mena satria vao mainka nampahery ahy izany ary tena nahatsapako ny fitiavan’Andriamanitra ahy, hoy izy. Fitsapana goavana be teo amin’ny fiainako izay naharitra 40 andro, saingy rehefa miaraka amin’Andriamanitra dia mpandresy hatrany, hoy ity mpanakanto ity. Hamoaka hira fiderana an'Andriamanitra ato ho ato i Tence Mena ary ho maontina fiakanjo kokoa araka ny nambarany

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana