Dans la męme rubrique

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

02/06/2020

Ny CEFTAR Analamalotra indray no handraisana ireo marary ny valan'aretina covid-19 ao Toamasina, raha ny fampahafantarana ny sabotsy teo. Tafiditra ao anatin’izany ireo misy soritr’aretina.

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

02/06/2020

Mitotaly 826 izany ireo marary ireo hatreto. 174 ihany ireo sitrana, ka 6 vaovao izay ny 5 tao amin’ny hopitaly Morafeno Toamasina, ary 1 teny amin’ny hopitaly Manarapenitra Andohatapenaka .

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

Hamaky ny tohiny...

Mpamily mivoaka an` i Toamasina Mila manana pasipaoro manokana

02/06/2020

“Mila mifanaraka amin` ireo “transitaire” ireo mpivarotra fiara vaovao (concessionnaire) sy mpanafatra fiara avy any ivelany”, hoy Tianarivelo Razafimahefa, filohan` ny CCO COVID-19.

Mpamily mivoaka an` i Toamasina Mila manana pasipaoro manokana

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Nisy voafonja voan’ny Coronavirus

02/06/2020

Any amin` ireo firenena mandroso dia fanomezana fahafahana vonjimaika ny voafonja ny fepetra (procédure carcérale)no raisina mba hifehezana ny aretina Covid-19 any amin` ireo fonja.

Antananarivo Nisy voafonja voan’ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Andrana tsindrona Artemisia “Handefa manam-pahaizana any Afrika i Madagasikara”

02/06/2020

Ny tambavy vokarintsika dia tsy isika eto ihany no nahita azy io. Efa tamin’ny nisy ilay SRASS-COV1 dia efa tamin’ny alalan’ny Artemisia no nampiasan’ny firenena sinoa azy io.

Andrana tsindrona Artemisia “Handefa manam-pahaizana any Afrika i Madagasikara”

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Toamasina Efa am-perinasa ireo miaramila 250 avy aty Antananarivo

02/06/2020

Nitsodrano ny bataillon na iraka manokana izay nanainga ny sabotsy hariva teo hihazo an'i Toamasina ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotonirina Richard, sy ny Lehiben'ny Etamazaoron'ny Tafika, ny Jeneraly Rabenaivoarivelo Jean Claude.

Ady amin’ny Coronavirus Toamasina Efa am-perinasa ireo miaramila 250 avy aty Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

29/05/2020

Nanao fitiliana 93 ny CICM, ka tany Toamasina ka 37 ny singa avy any Toamasina. 13 no voa (5 Analankininina, 2 Kaominina Ambonivohitra, 1 Campus Universitaire, 1 Ankirihiry Avaratra, 1 Mangarano,

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Soavimasoandro Sosotra amin'ny sefom-pokontany ny mponina

08/05/2020

Taorian` ny namoahan` ny sefom-pokontany ao Soavimasoandro tarehimarika mampiahiahy amin` ny aretina COVID-19 taminĂ  fahitalavitra tsy miankina iray dia nampiaka-peo ny mponina eny anivon` io fokontany io omaly.

Tsy nilamin-tsaina intsony ny mponina. Antony, misy fiantraikany eo amin`ny sehatry ny asa sy ny fianarana izany. Voalaza fa manala baraka fotsiny ny sefom-pokontany ka tsy tokony namely tsaho, hoy izy ireo. Ireo mpiasa miasa amin` ireo “zone franche”dia nalefa nody. Nampodiana ihany koa ireo mpianatra. Marihana anefa raha ny tatitra voaray raha eto Antananarivo Renivohitra dia ny faritra ao Soavimasoandro no tena ahitàna tranga betsaka indrindra. Dimy ny tranga voamarina ny 03 lasa teo ka niampy iray ny ampitso. Antony namoahan` ity sefom-pokontany izany antontan` isa izany. Omaly ihany koa dia nanamarina izany tarehimarika izany ny profesora Vololotiana Hanta. “Nitombo hatrany ny olona voan` izany. Amin`ireo olona 22 voa eto Antananarivo, misy zaza miisa 09 avy amin`ny fokontany Mhatony, Soavimasoandro, Alarobia ary Alarobia Amboniloha”. Raha ny fanirian` ireo mponina eny an-toerana dia miandrandra fitiliana faobe amin` ireo fokontany nahitàna tranga be indrindra izy ireo.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana