Dans la męme rubrique

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

02/06/2020

Ny CEFTAR Analamalotra indray no handraisana ireo marary ny valan'aretina covid-19 ao Toamasina, raha ny fampahafantarana ny sabotsy teo. Tafiditra ao anatin’izany ireo misy soritr’aretina.

Covid 19 ao Toamasina Mahazaka marary 200 ny CEFTAR Analamalotra

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

02/06/2020

Mitotaly 826 izany ireo marary ireo hatreto. 174 ihany ireo sitrana, ka 6 vaovao izay ny 5 tao amin’ny hopitaly Morafeno Toamasina, ary 1 teny amin’ny hopitaly Manarapenitra Andohatapenaka .

Covid 19 128 no voa tao anatin’ny 3 andro

Hamaky ny tohiny...

Mpamily mivoaka an` i Toamasina Mila manana pasipaoro manokana

02/06/2020

“Mila mifanaraka amin` ireo “transitaire” ireo mpivarotra fiara vaovao (concessionnaire) sy mpanafatra fiara avy any ivelany”, hoy Tianarivelo Razafimahefa, filohan` ny CCO COVID-19.

Mpamily mivoaka an` i Toamasina Mila manana pasipaoro manokana

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Nisy voafonja voan’ny Coronavirus

02/06/2020

Any amin` ireo firenena mandroso dia fanomezana fahafahana vonjimaika ny voafonja ny fepetra (procédure carcérale)no raisina mba hifehezana ny aretina Covid-19 any amin` ireo fonja.

Antananarivo Nisy voafonja voan’ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Andrana tsindrona Artemisia “Handefa manam-pahaizana any Afrika i Madagasikara”

02/06/2020

Ny tambavy vokarintsika dia tsy isika eto ihany no nahita azy io. Efa tamin’ny nisy ilay SRASS-COV1 dia efa tamin’ny alalan’ny Artemisia no nampiasan’ny firenena sinoa azy io.

Andrana tsindrona Artemisia “Handefa manam-pahaizana any Afrika i Madagasikara”

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Toamasina Efa am-perinasa ireo miaramila 250 avy aty Antananarivo

02/06/2020

Nitsodrano ny bataillon na iraka manokana izay nanainga ny sabotsy hariva teo hihazo an'i Toamasina ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotonirina Richard, sy ny Lehiben'ny Etamazaoron'ny Tafika, ny Jeneraly Rabenaivoarivelo Jean Claude.

Ady amin’ny Coronavirus Toamasina Efa am-perinasa ireo miaramila 250 avy aty Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

29/05/2020

Nanao fitiliana 93 ny CICM, ka tany Toamasina ka 37 ny singa avy any Toamasina. 13 no voa (5 Analankininina, 2 Kaominina Ambonivohitra, 1 Campus Universitaire, 1 Ankirihiry Avaratra, 1 Mangarano,

Covid-19 Midangana hatrany ny isa

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Ambodin'isotry Mifanaretsaka toy ny mahazatra ny olona

11/05/2020

Toy ny andavanandro ny fiainan ny mponina eny ambodin isotry rehefa tsenan ny sabotsy.

 

Tsy misy henatra na tahotry ny polisy na mpitandro ny filaminana izany. Mivarotra ny ankamaron izy ireo. Ny mpividy koa mba manontany sao tratry ny ao am paosiny Rehefa tonga kosa ny amin ny 1ora atoandro dia toy ny tsy misy olona intsony eny an dalana. Izany no eny ambany tanàna,sarotra atoro fa mora mankasitraka rehefa terena. Ny radio sy ny telem panjakana anefa manasohaso fitondrana. Mila jerena manokana ireny toerana ireny. Ho an ny mpivarotra entana tota toy ny eny 67ha sy ny manodidina koa dia efa iharan ny tsy fisiana. Ny otrikaretina CORONA ity mamono olona andro aman alina. Dia lazaina fa tsy misy soritra aretina. Hk sahirana eto isika raha mitohy izao. Ny vatsy tsinjo ity mandiso fanantenana. Vola no ialana any an trano, entana mavesatra no miandry ary mandeha tongotra lavitra. Izay mba tena vaholana re tadiavina e! Manao antso avo ho an ny rehetra.

 Rabeso

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana