Dans la mme rubrique

Fihaonana teny amin'ny CCI Namantrapatratra ireo depiote

27/05/2020

Na ireo solombavambahoaka IRD aza dia tsy nitsitsy fitenenana manoloana ny tandrevaka amin'ny fiatrehana ny ady amin'ny Covid 19.

Fihaonana teny amin'ny CCI Namantrapatratra ireo depiote

Hamaky ny tohiny...

Hemerson Andrianetrazafy “Atsaharo ny fanandratana mpisoloky sy mpisalovana”

27/05/2020

Isan’ny matoam-baovao miteraka resabe hatramin’izao ity resaka lapan’i Manjakamiadana sy ny tontolony ity.

Hemerson Andrianetrazafy “Atsaharo ny fanandratana mpisoloky sy mpisalovana”

Hamaky ny tohiny...

Kaominina ambonivohitr’i Betafo Maro ny asa vita tao anatin’ny 3 volana

27/05/2020

Telo volana nitantanana ny tanànan’i Betafo ny Ben’ny tanàna Livasoa Randriatahinamalala.­

Kaominina ambonivohitr’i Betafo Maro ny asa vita tao anatin’ny 3 volana

Hamaky ny tohiny...

Imbiki Herilaza “Tokony takiana hatramin` ny farany ny Iles Eparses”

27/05/2020

“Ny lalàna iraisam-pirenena, hita taratra tamin` ny fanapahana navoakan` ny Firenena Mikambana tamin` izany fotoana izany, tamin` ny alalan` ny “resolution”

Imbiki Herilaza “Tokony takiana hatramin` ny farany ny Iles Eparses”

Hamaky ny tohiny...

Rado Rafalimanana Ho atao lavanty ny fananany

26/05/2020

Nilatsaka omaly ny fampahafantarana na « affichage » fa ho atao lavanty ny 28 mey izao manomboka amin’ny 9 ora maraina ny fananan’ilay mpandraharaha, Ny Rado Rafalimanana.

Rado Rafalimanana Ho atao lavanty ny fananany

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Tandindomin-doza ny firenena »

26/05/2020

Fahiny talohan’ny nidiran’ny mpanjanaka teto Madagasikara dia ny mpanjaka no mpitazona sy tompon’ny Hasina, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary. Hasina izay azony avy amin’ny Zanahary sy ny Razana.

Paul Rabary « Tandindomin-doza ny firenena »

Hamaky ny tohiny...

Voambolana “masoandro” Tena mahasarika ny fitondrana

26/05/2020

Tanamasoandro, Kianjamasoandro, angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro sy ny hafa rehetra dia samy teny sy anarana nahenoana matetika ny voambolana hoe masoandro avokoa tao anatin’izao fitondrana izao.

Voambolana “masoandro” Tena mahasarika ny fitondrana

Hamaky ny tohiny...


Politique

Pasitera Lanto Rabeharivelojaona "Iles Eparses aux Malagasy" no dikan’ny IEM

14/05/2020

Tao amin’ny fivahinianany tao amin’ny fandaharana manokana isan’andro novokarin’ny haino aman-jery iray eto an-drenivohitra no nanambaran’i Pasitera Lanto Rabeharivelojaona

 

 

 

 

mpanolontsaina ao amin’ny antoko politika Otrikafo fa ho azy ny hoe IEM dia midika hoe : “Iles Eparses aux Malagasy” na hoe Iles Eparses ho an'ny vahoaka Malagasy raha “Initiative Emergence Madagascar” kosa no tena dikany  namoronan’ny filoha am-perinasa Andry Rajoelina azy ka filamatry ny fitondrana tarihany ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana