Dans la mme rubrique

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

18/07/2020

Olona iray teto amin’ny faritra Analamanga no namoy ny ainy araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta, ka 54 ny maty hatreto. 378

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

Hamaky ny tohiny...

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

16/07/2020

Olona 4 indray no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus teto Madagasikara, ka ny iray tany Ambanja, ary 3 notsaboina teny Befelatanana teto Antananaivivo.

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

Hamaky ny tohiny...

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

16/07/2020

Nanomboka ny alatsinainy teo no efa maro ireo olona tonga eny amin’ireny CSB II ireny ho an’ny eto Antananarivo sy ny manodidina manantona hanao fitiliana sy hanao fizahana ara-pahasalamana.

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

Hamaky ny tohiny...

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

16/07/2020

Tsy misangy ny Covid 19. Olona 41 isa no efa namoy ny ainy teto amintsika hatramin’ny omaly ary tsy mitsaha-mitombo ireo olona marary.

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

16/07/2020

Nahatatra 20 ireo razana teto amin’ny farita Analamanga nahazo fahazoan-dàlana halevina teny Anjanahary tao anatin’ny herinandro, raha ny tatitry ny BMH.

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

16/07/2020

Midera sy mankalaza an’Andriamanitra lehibe indrindra mandahatra izao rehetra izao raha mbola afaka manoratra aminareo aho anio, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha,

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

Hamaky ny tohiny...

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

16/07/2020

Mirafitra amin’ny hoe Alaotra sy Mangoro ny faritra Alaotra mangoro, hoy ny governora ao an-toerana, ny Dr Richard Ramandehamanana. Efa nisy ny ezaka natao tao Mangoro ary manana ny atao hoe

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Orinasa Ambatovy Toamasina Tsy misy mivoaka, tsy misy miditra

18/05/2020

Ny minisitry ny harena ankibon'ny tany sy Loharano stratejika Fidinarivo Ravokatra no nitarika ny delegasionina nidina ifotony izay niaraka tamin’ny Governoran’ny Faritra Atsinanana ,

 

ny talem-paritry ny asa sy ny fampananan'asa Atsinanana ary ny ao amin'ny serasera sy kolontsaina Atsinanana . Isan’ireo teboka nojerena ny tsy maintsy hanibohana na " mise en quarantaine " tanteraka ireo mpiasa miisa 150 tsy maintsy miasa eo anivon'ity orinasa ity .Tsy mahazo mivoaka ny faritry ny orinasa intsony izy ireo. Noraisin'ny orinasa an-tanana ny mombamomba azy ireo, ary misy tsara ny trano hipetrahan'izy ireo ao. Hita ho voahaja ny fepetra mikasika ny fisorohana ny COVID 19 ao anatin'ny orinasa, hoy ny fanazavan’ny tompon'andraiki-panjakana. Isany ny elanelana 1 metatra na aiza na aiza. Eo koa ny fizahana maripàna eo ampidirana sy fivoahana ny site ka izay olona manana maripàna mihoatra ny 38° C dia alefa avy hatrany manatona mpitsabo ao ihany . Efa misy mpiasan'ny fahasalamana eo am-pidirana sy fivoahana. Rarana ny tsy fitondrana arotava ary efa misy akora fanasana tanana ary fandomana faladian-kiraro ihany koa mivoaka sy miditra ny toeram-pitrandrahana. Manoloana ny fitakiana nataon’ireo sendikan’ny mpiasan’Ambatovy na FISEMA ny amin’ny tokony hampitoviana ny marary rehetra omaly ihany moa dia nanambara ny avy eo amin’ny minisiteran’ny harena an-kibon’ny tany fa tsy mandray an,Ambatovy ho fahavalo akory izy ireo fa miezaka kosa ny hampanaraka ny rehetra ny fepetra iadiana amin’ity COVID 19 ity.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana