Dans la mme rubrique

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

15/09/2020

Niampy roa ny olona lavon’ny coronavirus, ka ny 01 teto Analamanga, ary ny 01 hafa tany Diana, raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

15/09/2020

Miezaka hatrany ny polisim-pirenena manentana ny isam-batan’olona mba hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny mety ho fihanaky ny valan’aretina Covid 19.

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

15/09/2020

“Tokony hifanome tanana amin` izao vanim-potoanan` ny krizy ara-pahasalamana izao ary aorian` ny aretina vao tokony miresaka politika” hoy ireo mpanohana ny fitondrana .

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Ady amin`ny Covid-19 “Tsy raharahan` ny mpanatanteraka irery io ”

27/05/2020

“Tsy isaky miteny dia lazaina fa mirediredy na mpanohitra bontolo. Tsara ho fantatra, ekena fa nahazo ny maro an` isa ny fanjakana tamin` ny fifidianana solombavambahoaka na filoham-pirenena,

 

 

 

saingy tsy tokony adino fa manana ny maha izy azy ary manana ny 50% ihany koa ny mpomban` ny Filoha Ravalomanana” hoy Fetra Ralambozafimbololona, depiote TIM voafidy tao amin` ny boriborintany fahadimy. Voahilika hatrany ny depiote avy amin` ny antoko TIM rehefa mahakasika ny fiainam-pirenena, hoy ihany izy, satria misy ireo mpanolotsaina na ireo manodidina ny filoham-pirenena no mamahan-dalitra azy. Tamin`ny lafiny fitakina ireo Nosy Eparses ohatra, nisy ny fivoriana fakan-kevitra teny amin`ny CCI Ivato hanombohana ny firaisan-kina saingy tsy mba tao anatin` izany depiote TIM ary niara nahita ireny, hoy izy. Toy izao koa ny ady amin`ny “coronavirus”, mandeha ny hoe fizarana aro vava, PPN, tosika fameno saingy tsy ao anatiny mihitsy ny TIM. Na ireo tomponandraikitra eny ifotony aza dia manilika tsotr` izao ary hanaovana vava mihitsy aza izahay, hoy ihany ity depiote. Hentitra no nilazany fa « tsy raharahan`ny mpanatanteraka irery ity ady ity ary tsy raharahan` ny antoko manana ny maro an` isa manara-dia ny filoham-pirenena ity raharaha ity fa an` ny Malagasy rehetra. Porofoy amin`ny asa fa manana faniriana tsara ianareo fa hanampy ny Malagasy tsy ankanavaka dia ho hita fa handaitra ny paikady. Raha tsy izay dia tsy hahomby izany »

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana