Dans la męme rubrique

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...

Sempotry ny covid-19 Iarivo 2 maty, tranga 88 iray andro

02/07/2020

Niampy roa vaovao ny matin’ny coronavirus teto Madagasikara, ka efa 22 ny fitambarany amin’izao fotoana izao. Niampy 89 ireo voa, ka ny 88 teto amin’ny faritra Antananarivo avokoa, 01 tany Vohipeno ao anatin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany, faritanin’i Fianarantsoa. Mitotaly 2303 ireo trangana coronavirus hita teto Madagasikara hatrizay.

Sempotry ny covid-19 Iarivo 2 maty, tranga 88 iray andro

Hamaky ny tohiny...

Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo Nijoro vavolombelona fa voan’ny Covid-19

02/07/2020

« Nanapa- kevitra aho ny hijoro vavolombelona amin’ny maha mpiasan’ny fahasalamana ny tenako, koa mampahafantatra antsika aho fa nanao ny test Covid 19 ka testé positif.

Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo Nijoro vavolombelona fa voan’ny Covid-19

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Mpiasa iray matin’ny coronavirus

02/07/2020

Nampahafantatra omaly ny ben’ny tananan’Antananarivo­, Naina Andriantsitohaina, fa mpiara-miasa iray amin’izy ireo ao amin’ny CUA no lavon’ny valan’aretiny Coronavirus.

Kaominina Antananarivo Mpiasa iray matin’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Mararin’ny COVID 19 etsy amin’ny CMC Haraha-maso akaiky ny fiasan’ny fanafodiny

02/07/2020

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny ivon-toerana ara-pahasalamana momba ny COVID 19 etsy Andohatapenaka. Amin’ny ankapobeny dia ahitana toerana natao hitiliana ireo ahiana na manahy ny tenany ho marary,

Mararin’ny COVID 19 etsy amin’ny CMC Haraha-maso akaiky ny fiasan’ny fanafodiny

Hamaky ny tohiny...

Mahajanga Niakatra ho 7 ireo voan’ny coronavirus

02/07/2020

Misoko mangina toy ny ron-gisa, hoy ny fitenenana, ny fitombon’ireo olona voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ao an-tanànan’i Mahajanga

Mahajanga Niakatra ho 7 ireo voan’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Fiparitahan’ny Coronavirus Miverina indray ny fampihorohoron-tsain­a

02/07/2020

Tsikaritra omaly fa miverina mirongatra indray ny fampihorohoron-tsain­a anaty tambazotran-tseraser­a manoloana ny fiparitahan’ny valanaretina Coronavirus.

Fiparitahan’ny Coronavirus Miverina indray ny fampihorohoron-tsain­a

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fanentanana momba Covid 19 Hisy kamiao 12 hivezivezy hanaitra ny rehetra

27/05/2020

Mba hahafahana mandresy ny aretina COVID 19 hatramin’ny farany dia nahita hevitra vaovao ny kaominina Antananarivo renivohitra.

 

 

 

Kamiao lehibe miisa 12 no indray hahetsika hanao ny fanentanana izay hiparitaka manerana ireo Boriborintany 6 ary hivezivezy manerana ny tanana. Natomboka omaly talata teny amin’ny Lapan’ny tanànan’ Antananarivo ny hetsika vokatry ny fiaraha-miasan’ny Kaominina Antananarivo renivohitra sy ny Fitondram-panjakana. Tanjona ny hahafahana mampahafantatra ny rehetra ireo kazarana fepetra hahafahana miady amin’ity aretina ity, indrindra fa ho an’ny eto an-drenivohitra manokana.

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana