Dans la mme rubrique

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...

Sempotry ny covid-19 Iarivo 2 maty, tranga 88 iray andro

02/07/2020

Niampy roa vaovao ny matin’ny coronavirus teto Madagasikara, ka efa 22 ny fitambarany amin’izao fotoana izao. Niampy 89 ireo voa, ka ny 88 teto amin’ny faritra Antananarivo avokoa, 01 tany Vohipeno ao anatin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany, faritanin’i Fianarantsoa. Mitotaly 2303 ireo trangana coronavirus hita teto Madagasikara hatrizay.

Sempotry ny covid-19 Iarivo 2 maty, tranga 88 iray andro

Hamaky ny tohiny...

Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo Nijoro vavolombelona fa voan’ny Covid-19

02/07/2020

« Nanapa- kevitra aho ny hijoro vavolombelona amin’ny maha mpiasan’ny fahasalamana ny tenako, koa mampahafantatra antsika aho fa nanao ny test Covid 19 ka testé positif.

Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo Nijoro vavolombelona fa voan’ny Covid-19

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Mpiasa iray matin’ny coronavirus

02/07/2020

Nampahafantatra omaly ny ben’ny tananan’Antananarivo­, Naina Andriantsitohaina, fa mpiara-miasa iray amin’izy ireo ao amin’ny CUA no lavon’ny valan’aretiny Coronavirus.

Kaominina Antananarivo Mpiasa iray matin’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Mararin’ny COVID 19 etsy amin’ny CMC Haraha-maso akaiky ny fiasan’ny fanafodiny

02/07/2020

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny ivon-toerana ara-pahasalamana momba ny COVID 19 etsy Andohatapenaka. Amin’ny ankapobeny dia ahitana toerana natao hitiliana ireo ahiana na manahy ny tenany ho marary,

Mararin’ny COVID 19 etsy amin’ny CMC Haraha-maso akaiky ny fiasan’ny fanafodiny

Hamaky ny tohiny...

Mahajanga Niakatra ho 7 ireo voan’ny coronavirus

02/07/2020

Misoko mangina toy ny ron-gisa, hoy ny fitenenana, ny fitombon’ireo olona voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ao an-tanànan’i Mahajanga

Mahajanga Niakatra ho 7 ireo voan’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Fiparitahan’ny Coronavirus Miverina indray ny fampihorohoron-tsain­a

02/07/2020

Tsikaritra omaly fa miverina mirongatra indray ny fampihorohoron-tsain­a anaty tambazotran-tseraser­a manoloana ny fiparitahan’ny valanaretina Coronavirus.

Fiparitahan’ny Coronavirus Miverina indray ny fampihorohoron-tsain­a

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Tahotra ny ho very faty Hisitrika ireo mety voan’ny Covid-19…

27/05/2020

Misy risika be sy mety hanova ny fihetsiky ny olona ny fandevenana olona matin’ny covid-19 toa fandevenana olona matin’ny pesta ity tahaka izao, indrindra ity rodorodo be sy toa fampisehoan-kery ity.

 

 

 Hipirina sy mety hijanona any an-trano ny olona na marary aza, satria matahotra ho very faty. Tena mbola tsy zakan'ny Malagasy izany very faty izany, na eto Madagasikara ihany aza no alevina. Tsy mandry ny sainy hoe ny havany tsy milevina ampasan-drazana izany. Vao mainka anefa loza satria ahiana hirongatra io olona maty any an-trano, ivelan'ny hopitaly io. Any ivelany rehefa olona “positif” no maty na inona na inona ireo aretina mitaiza azy dia sokajiana ho anisan’ny matin’ny Covid-19 satria ny fahatongavan’ilay otrikaretina ao amin’ny vantany no nahatonga fahasarotana tamin’ireo aretina efa tao aminy sy mety nitaiza azy, ary nitarika fahafatesana. Ny zava-misy eto amintsika, dia eo am-piandrasana valina fitiliana ny olona iray no maty, ary nivaly ilay izy ka voamarina fa mitondra ny tsimok'aretina covid-19, saingy ny “fièvre typhoïde" no nahafaty azy fa tsy isan’ireo ambara fa matin’ny coronavirus. Avy eo anefa toa voaviravira tsy avela halevina any am-pasan-draza fa any amin’ny fasam-bahiny. Ny fepetra raisina maneho fa matin’ny covid-19 ilay olona, fa ny ara-panjakana tsy izay satria mampiakatra ny isan’ny maty. Olona nitondra ny coronavirus izay hitrikitrihan’ny fianankaviany fa maty noho ny aretina, saingy famonoan-tena no ahian’ny fanjakana fa nahafaty azy. Firifiry izay maty mitsirara eny an-dalambe izay teto Antananarivo sy tany Toamasina izay toerana samy ivon’ny coronavirus ka asa na fifandrifian-javatra ireny na efa ny valanaretina no mamely. Toa tsy misy mpitondra miresaka sy mandinika an’ireny, kanefa tahaka io miseho io ny zava-nisy tany Wuhan Chine tamin’ny fiandohan’ny coronavirus.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana