Dans la mme rubrique

Vono olona matetika tany Andapa Tsy mahazo mivoaka ny trano ny ankizy rehefa folakandro

15/07/2020

Tsy mahazo mivoaka ny trano intsony ny zaza tsy ampy taona rehetra manomboka amin’ny 02 ora folakandro any amin’ny distrikan’Andapa.

Vono olona matetika tany Andapa Tsy mahazo mivoaka ny trano ny ankizy rehefa folakandro

Hamaky ny tohiny...

ITAOSY Tratra ilay tovovavy mpanendaka olona marefo

30/06/2020

Ela ny nitoratorahana ilay tovovavy iray mpanendaka sy mpisoloky eny amin’iny faritra Itaosy Atsimondrano iny omaly Alatsinainy. Raha araka ny loharanom-baovao mantsy dia hataon’izy io mahita faisana mihitsy ireo ankizy madinika sy olon-dehibe hitany fa marefo.

ITAOSY Tratra ilay tovovavy mpanendaka olona marefo

Hamaky ny tohiny...

Soavadia - Toliara Sinoa voatafika, lasa ny volabe

24/06/2020

Teratany Sinoa iray monina ao Toliara no nisy nanafika tao an-tranony miditra ao an-dakoron’ny lisea Laurent Botokeky ao amin’ny fokontanin’i Soavadia Toliara ny harivarivan’ny alatsinainy 22 jona 2020 mbola andro mazava tokony ho tamin’ny 5 ora hariva tany ho any.

Soavadia - Toliara Sinoa voatafika, lasa ny volabe

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana grossiste sy cash point Olona 5 no efa voasambotra

17/06/2020

Lehilahy miisa 03 no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny BC4 Anosy ny 13 jona lasa teo teny 67 ha sy Ambatobe noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana.

Fanafihana grossiste sy cash point Olona 5 no efa voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Ambohimirary Vehivavy iray hita faty efa tsy nisy taova intsony

03/06/2020

Nampalahelo ny zava-nitranga teny Ambohimirary ny alatsinainy teo. Ramatoa iray manodidina ny 44 taona no hita faty teny an-toerana izay efa tsy nisy taova intsony.

Ambohimirary Vehivavy iray hita faty efa tsy nisy taova intsony

Hamaky ny tohiny...

Ady amin`ny dahalo ambony latabatra “Rehefa miova ny toe-tsaina, mihena ny kolikoly”

02/06/2020

Nisy ny fanambarana niombonana nataon` ireo Minisitra misahana ny fandriam-pahalemana sy ny fitsarana nanambara tamin'ireo Solombavam-bahoaka, ny herinandro lasa teo,

Ady amin`ny dahalo ambony latabatra “Rehefa miova ny toe-tsaina, mihena ny kolikoly”

Hamaky ny tohiny...

Ambatomanga Morarano Chrome Renim-pianakaviana iray nalain’ny dahalo an-keriny

27/05/2020

Fanafihan-jiolahy mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nitranga afaka omaly alatsinainy 25 mey tokony ho tamin’ny 10 ora alina tany.

Ambatomanga Morarano Chrome Renim-pianakaviana iray nalain’ny dahalo an-keriny

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Ifotaka – Amboasary atsimo Manjaka ny dahalo, miantso vonjy ny mponina

03/06/2020

Mitaraina mafy sy miantso vonjy ireo mponina any Ifotaka ao anatin’ny Distrikan’Ámboasary atsimo fa tena manjaka ny dahalo .Halatr’ómby, Fanafihana mitam-piadiana ,

 

 

 

 

 fandrobana fananana.Izany no iainan’ny mponina an-toerana amin’izao fotoana.  Rava ny fananana ny Vahoaka , very fanahy mbola velona ka mangataka amin’ny Fanjakana mba hampiana ny isan’ny miaramila sy ny zandary any an-toerana. Lasa miverina indray ireo dahalo manao andiany maro be, 50 lahy, 70 lahy, 100 lahy any amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny efa ho herinandro vitsivitsy izay.Misy ireo efa ten sahy miakatra an-tanan-dehibe ary tsy mifiidy ora hanafihana.Misy ny mpitandro filaminana izay miara-miasa amin’ny fokonolona saingy tena tsy ampy isa, raha ny fampitam-baovao voaray hany ka tsy maharesy tosika tsara ireo malaso.Ny atahoranay dia hitombo isa ny mpanafika ka asa fotsiny izay hanjo anay aty hoy ireo mponina nampita ny vaovao.Ka izay no hanao vana antso vonjy amin’ny fitondram-panjakana mba handefa miaramila sy zandary miaraka amin’ny fitaovam-piadiana ho any an-toerana..tsy fampandriana fahalemana intsony no atrehana any fa efa ady.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana