Dans la męme rubrique

Coronavirus Mitombo isa ny maty ivelan’Analamanga

13/08/2020

Olona 4 indray no lavon’ny Covid-19 raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly, ka nampiakatra ny isan’ny lavo hatramin’izay ho 156. Ny 02 tany amin’ny Faritra Boeny, 01 DIANA;

Coronavirus Mitombo isa ny maty ivelan’Analamanga

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Hitan’ny Rosianina ny vaksiny

12/08/2020

Vaovao nanakoako naneran-tany nanomboka omaly ny fanambaran’ny Firenena Rosianina fa nahita vaksiny hahafa-miady amin’ny valanaretina coronavirus. Ity no vakisinin'ny covid-19 nolazaina ampahibemaso voalohany, izay nomena ny anarana "Spoutnik V".

Coronavirus Hitan’ny Rosianina ny vaksiny

Hamaky ny tohiny...

Amoron’i Mania Distrika 4 nahazo fitaovana hiadiana amin’ny Covid 19

12/08/2020

Ireo Ministra mianadahy miahy ny Faritra Amoron i Mania dia ny Mpitahiry ny Tombokasem panjakana,

Amoron’i Mania Distrika 4 nahazo fitaovana hiadiana amin’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

12/08/2020

Olona iray teto amin’ny Faritra Analamanga no maty, ka nampiakatra ny isan’ny lavo hatramin’izay ho 152, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly. 115 kosa ny tranga vaovao,

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

Hamaky ny tohiny...

Fanafodin’ny Coronavirus 106 000 000 Ar no natontona tamin’ny CSB II

12/08/2020

Nanamafy ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka fa maimaimpoana ny fitsaboana (fizahana sy fanafody) ireo olona ahiahiana na voamarina fa mararin'ny "Covid-19",

Fanafodin’ny Coronavirus 106 000 000 Ar no natontona tamin’ny CSB II

Hamaky ny tohiny...

Vatsy Tsinjo Mitohy ny fanisana ireo tokantrano eny Avaradrano

12/08/2020

Anisan’ny faritra sahanin’ny Ministeran’ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny toetr’andro (MTTM), ny kaominina Sabotsy Nahemana, ao anatin’ny distrikan’Avaradrano.

Vatsy Tsinjo Mitohy ny fanisana ireo tokantrano eny Avaradrano

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 Olona iray sisa tsaboina ao Fenoarivo atsinanana

12/08/2020

Olona iray sisa tsaboina ao amin’ny CHRD Fenoarivo atsinanana, raha ny mikasika ny valanaretina COVID 19 no asian-teny,

Covid 19 Olona iray sisa tsaboina ao Fenoarivo atsinanana

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Vakinankaratra Mikatona ny sisintany, voarara ny famadihana

10/07/2020

Nanamafy ireo fepetra hifehezana ny fihanaky ny valanaretina coronavirus ny faritra Vakinankaratra,

 

 

 

 fepetra mifandraika amin'ny filankevitry ny minisitra ny 05 jolay 2020. Nanapa-kevitra ny foibem-pibaikoana ny Covid-19 Vakinankaratra fa mikatona ny sisintany Analamanga sy Vakinankaratra, toy ny amin’ny Menabe sy Itasy ary Bongolava ary dia nohamafisina ny fiambenana ny sakana ara-pahasalamana eo Tsinjony amin’ny lalam-pirenena faha-7. Ny fiara mitondra olona marary mafy tsy maintsy zahàna maika, ny fiara mitondra razana ary ny fiara mitondra entam-barotra ihany no afaka mivoaka ny faritra. Mitsahatra avokoa ny fanomezan-dalana sy ny « ordre de mission », toy izany koa ny fampianarana amin'ny endriny rehetra sy ny fotoam-pivavahana mampivory ny mpino amin'ny fiangonana rehetra ao anatin'ny faritra Vakinankaratra. Miverina mihatra ny tsy fivoahana alina (couvre feu) eo anelanelan’ny amin’ny 10ora alina ka hatramin’ny 04 ora maraina manerana an’i Vakinankaratra. Mitsahatra avokoa Ireo tsena isan-kerinandro eny anivon'ny Fokontany sy Kaominina rehetra manera an’i Vakinankaratra, ary mikatona amin'ny 3 ora tolakandro ny tsenam-pokonolona sy tsenam-pokontany rehetra ao Antsirabe Voalohany. Tsy mbola ekena ny fangatahana fahazoan-dalana hamadika. Nanamafy ny CCO Vakinankaratra fa manankery hatramin'ny 20 jolay 2020 izay fepetra fihibohana 15 andro noraisin'ny fitondrana ireo fepetra ireo.

Nangonin’i Jean D.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana