Dans la mme rubrique

Coronavirus Mitombo isa ny maty ivelan’Analamanga

13/08/2020

Olona 4 indray no lavon’ny Covid-19 raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly, ka nampiakatra ny isan’ny lavo hatramin’izay ho 156. Ny 02 tany amin’ny Faritra Boeny, 01 DIANA;

Coronavirus Mitombo isa ny maty ivelan’Analamanga

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Hitan’ny Rosianina ny vaksiny

12/08/2020

Vaovao nanakoako naneran-tany nanomboka omaly ny fanambaran’ny Firenena Rosianina fa nahita vaksiny hahafa-miady amin’ny valanaretina coronavirus. Ity no vakisinin'ny covid-19 nolazaina ampahibemaso voalohany, izay nomena ny anarana "Spoutnik V".

Coronavirus Hitan’ny Rosianina ny vaksiny

Hamaky ny tohiny...

Amoron’i Mania Distrika 4 nahazo fitaovana hiadiana amin’ny Covid 19

12/08/2020

Ireo Ministra mianadahy miahy ny Faritra Amoron i Mania dia ny Mpitahiry ny Tombokasem panjakana,

Amoron’i Mania Distrika 4 nahazo fitaovana hiadiana amin’ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

12/08/2020

Olona iray teto amin’ny Faritra Analamanga no maty, ka nampiakatra ny isan’ny lavo hatramin’izay ho 152, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly. 115 kosa ny tranga vaovao,

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

Hamaky ny tohiny...

Fanafodin’ny Coronavirus 106 000 000 Ar no natontona tamin’ny CSB II

12/08/2020

Nanamafy ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka fa maimaimpoana ny fitsaboana (fizahana sy fanafody) ireo olona ahiahiana na voamarina fa mararin'ny "Covid-19",

Fanafodin’ny Coronavirus 106 000 000 Ar no natontona tamin’ny CSB II

Hamaky ny tohiny...

Vatsy Tsinjo Mitohy ny fanisana ireo tokantrano eny Avaradrano

12/08/2020

Anisan’ny faritra sahanin’ny Ministeran’ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny toetr’andro (MTTM), ny kaominina Sabotsy Nahemana, ao anatin’ny distrikan’Avaradrano.

Vatsy Tsinjo Mitohy ny fanisana ireo tokantrano eny Avaradrano

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 Olona iray sisa tsaboina ao Fenoarivo atsinanana

12/08/2020

Olona iray sisa tsaboina ao amin’ny CHRD Fenoarivo atsinanana, raha ny mikasika ny valanaretina COVID 19 no asian-teny,

Covid 19 Olona iray sisa tsaboina ao Fenoarivo atsinanana

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Olona nanao fitiliana Miandry antsoina fa tsy mivezivezy eny Andohatapenaka

10/07/2020

Mila miandry ny valin’ny fitiliana nataony ireo olona nanao izany, taorian’ny nandalovany teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka.

 

Ho an’ireo fantatra fa positif izany hoe : raha mitondra ny tsimokaretina COVID 19 izy dia fantatra fa ireo miandraikitra ilay fitsaboana arahi-maso eny an-toerana no miantso azy ireny an-telefaonina. Ho an’ireo mazoto ny hitsabo tena hijanona eny an-toerana dia amin’ny alalan’izany antso izany no hifandaminan’ny roa tonta. Ho an’ireo maniry ny hitsabo tena any an-trano kosa dia alaina amin’ny alalan’ny antso an-telefaonina  ny toeram-ponenany mba hahafahan’ny fanjakana mamatsy fanafody azy. Tsy ao anatin’ny 2 na 3 andro anefa no hisian’izany antso an-telefaonina izany fa mety haharitra kely noho izany tsy tokony hanatona eny amin’ny Village Voara intsony ireo olona nanao fitiliana. Ho an’ireo nanao fitiliana kosa fa negatif dia fantatra fa antsoina an-telefaonina ihany koa izy ireny ka any amin’ny hopitaly Befelatanana no hakana ny valin’izany. Miantso hatrany ny hananan’ny rehetra fitoniana araka izany ireo tompon’andraikitra eny an-toerana mandrapisian’ny antso an-telefaonina azon’ny tsirairay.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana