Dans la mme rubrique

Coronavirus Niampy an’I Ihorombe ny ivony…

29/09/2020

Tranga vaovao 63 no notaterin’ny Pr Vololontiana Hanta omaly, hita tamin’ny fitiliana 404, manome taham-pahavoazana 15,59%.

Coronavirus Niampy an’I Ihorombe ny ivony…

Hamaky ny tohiny...

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

28/09/2020

Olona iray tany amin’ny Faritra Menabe no lavon’ny Covid 19 ny 55 ny sitrana ny sabotsy teo, ary 36 ny tranga azo tamin’ny fitiliana 647 manome taham-pahavoazana 5,56%.

Mivaha ny fanajana fepetra Ahiana hirongatra indray ny Covid 19

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

15/09/2020

Niampy roa ny olona lavon’ny coronavirus, ka ny 01 teto Analamanga, ary ny 01 hafa tany Diana, raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Coronavirus Mitombo isa ireo marary any amin’ny Faritany

18/07/2020

Olona iray teto amin’ny faritra Analamanga no namoy ny ainy araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta, ka 54 ny maty hatreto. 378

 

 

  kosa ireo tranga vaovao ka nampiakatra ny isa hatramin’izay ho 6467, raha toa ka 31 774 ny fitiliana vita hatrizay, izay manome taham-pahavoazana 20,35%, izay ambony sy midika fa tsy voafehy ny valanaretina. Ho an’ireo tranga vaovao 378 dia fitiliana 829 no nahitana azy ka manome 45,59% ny taham-pahavoazana. 157 ny sitrana vaovao omaly, ka 3108 ny fitambarany, ary 3308 kosa no mbola tsaboina.

ALAOTRA MANGORO 61, ANTSIRANANA 41

Teto Antananarivo tato anatin’ny Faritra Analamanga avokoa ny 231 tamin’ireo tranga vaovao tamin’ireo 378. Na izany aza, manomboka miakatra ny isa ho an’ny Faritany sasany, ka ny 66 tao anatin’ny Faritanin’i Toamasina: 01 Faritra Atsinanana, 04 Faritra Analanjirofo, 61 Faritra Alaotra Mangoro (35 Ambatondrazaka, 25 Moramanga, 01 Amparafaravola), 17 Mahajanga (14 Mahajanga ao anatin’ny Faritra Boeny,03 Faritra Sofia ka ny 02 tany Mandritsara, ary 01 Antsohihy),11 Fianarantsoa (03 Faritra Matsiatra Ambony, 08 tany Manankara Faritra Vatovavy Fitovinany, 41 Antsiranana (22 Antsiranana ao anatin’ny Faritra Diana, 02 Ambilobe, 11 Ambanja, 06 Nosy Be, 05 Toliara (04 Toliara I, 01 Toliara II)

NIAKATRA BE NY “FORME GRAVE”

Niampy 25 be izao ireo marary mafy na ao anaty  "forme grave", ka 86 izany ho an’ny omaly. Ny 81 ato amin’ny Faritra Analamanga avokoa ( 35 Hopitaly Befelatanana, 16 CHU Anosiala, 09 Hopitaly Manarapenitra Andohatapenaka, 03 Hopitaly Fenoarivo, 18 HJRA), 01 Faritra Vakinankaratra (Antsirabe), 01 Faritra Bongolava ,02 Atsimo Andrefana (Toliara), 01 Matsiatra Ambony (Fianarantsoa).

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana