Dans la mme rubrique

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

15/09/2020

Niampy roa ny olona lavon’ny coronavirus, ka ny 01 teto Analamanga, ary ny 01 hafa tany Diana, raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

15/09/2020

Miezaka hatrany ny polisim-pirenena manentana ny isam-batan’olona mba hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny mety ho fihanaky ny valan’aretina Covid 19.

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

15/09/2020

“Tokony hifanome tanana amin` izao vanim-potoanan` ny krizy ara-pahasalamana izao ary aorian` ny aretina vao tokony miresaka politika” hoy ireo mpanohana ny fitondrana .

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 9 no maty tao anatin’ny herinandro

14/09/2020

Olona 2 no namoy ny ainy tao anatin’ny 48 ora, ka 01 tany SAVA ny sabotsy teo, ary 01 hafa tany DIANA omaly alahady, araka ny tatitry nataon’ny Pr Vololontiana Hanta. 210 no namoy ny ainy hatramin’izay,

Coronavirus 9 no maty tao anatin’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Olona 110 indray no voasazy

14/09/2020

Na dia efa miha mihena hatrany aza ireo olona lasibatry ny valan’aretina Covid 19 eto amintsika dia mbola tsy foana tanteraka ny aretina.

Tsy fanajana fepetra Olona 110 indray no voasazy

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 104 indray voa, 02 maty

11/09/2020

Niampy roa indray ny matin’ny coronavirus, ka iray avy ny tany Matsiatra Ambony sy Diana, nampiakatra ny isan’ny lavo hatrizay ho 208, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 104 indray voa, 02 maty

Hamaky ny tohiny...

Fifandrifian-javatra sa … Hivoaka ny CVO gélule, mitombo ny trangana Covid-19

11/09/2020

Ny alahady 6 aogositra teo no nilazan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, fa hivoaka afaka tapa-bolana raha ela indrindra ny CVO+ na ny CVO amin’ny endriny “gélule”

Fifandrifian-javatra sa … Hivoaka ny CVO gélule, mitombo ny trangana Covid-19

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fivoaran’ny coronavirus Mihena ny eto Iarivo, mitombo ny any amin’ny faritra

12/08/2020

Olona iray teto amin’ny Faritra Analamanga no maty, ka nampiakatra ny isan’ny lavo hatramin’izay ho 152, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly. 115 kosa ny tranga vaovao,

 

 

 ka 73 teto Antananarivo (43 Faritra Analamanga, 01 Miarinarivo Itasy ; 29 Vakinankaratra ka 27 tao Antsirabe, 01 betafo, ary 01 Antanifotsy) ; 15 Toamasina (01 Atsinanana, 14 Ambatondrazaka Faritra Alaotra Mangoro) ; 03 Fianarantsoa tany Ambositra Faritra Amoron'Imania ; 11 Mahajanga (10 Mahajanga Faritra Boeny, 01 Antsohihy Faritra SOFIA) ; 13 Toliara (10 Toliara Faritra Atsimo Andrefana, 03 Faritra Anosy ka ny 02 Tsihombey ary 01 Amboasary Atsimo. Fitiliana 655 no nahazoana ireo tranga 115, izay manome taham-pahavoazana 17,55%. Miisa 13317 ny tranga hatramin’izay hatreto. Tsikaritra ho nihena ny tranga teto Analamanga, ary mitombo kosa ny any amin’ny faritra, raha ny vokatry ny tatitra omaly.

NIAMPY 16 IREO MARARY MAFY

265 ny olona sitrana vaovao omaly, ka 244 teto Antananarivo, 09 Toamasina, 03 Fianarantsoa, 04 Mahajanga, 05 Toliara. 11276 kosa ny hatramin’izay, ka 84,67% ny taham-pahasitranana. Miisa 1889 na ny 14,18% no mbola manaraka fitsaboan. Niampy 16 ireo "forme grave" ka 98 izany amin’izao fotoana izao. Ny 68 eto Analamanga, 08 Vakinankaratra (Antsirabe), 12 Faritra Matsiatra Ambony (Fianarantsoa), 04 Atsimo Andrefana (Toliara), 06 Boeny.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana