Dans la mme rubrique

Fifanandrinana politika Iza no tena mahazo tombotsoa ?

26/10/2020

Tsy misy mandeha araka ny tokony ho izy intsony ny raharaham-pirenena, ankehitriny.

Fifanandrinana politika Iza no tena mahazo tombotsoa ?

Hamaky ny tohiny...

Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

26/10/2020

Raha an-dalana ny fametrahana ny faritra faha-23 amin` ny fizarana ho faritra roa Vatovavy sy Fitovinany dia mitohy hatrany ny fangatahana sasany amin` ny fametrahana faritra faha-24.

Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

26/10/2020

Misy tamin’ireo fitaovana tao amin’ny ozinin’ny TOP (Tiko Oil Product) sy ny Margarinerie Toamasina re fa lasa any amin’ny nosy Maorisy, hoy ny Depiote Hanitra Razafimanantsoa omaly nandritra ny fandaharana manokana nandeha tamin’ny haino aman-jery.Fitaoana avy any Allemagne izy ireo,

Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

Hamaky ny tohiny...

Tsihombe Vita ny fametrahana samboadin` ireo ben' ny tanàna

26/10/2020

Taorian` ny fametrahana samboady an` ireo ben` ny tanàna voafidy tao amin'ny distrikan' Ambovombe dia anjaran` ny disitrakan` Tsihombe indray no nanatanterahana izany.

Tsihombe Vita ny fametrahana samboadin` ireo ben' ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Fiara 4x4 sy fisotroan-dronono “Rariny” ny fitakianay, hoy ireo depiote

23/10/2020

Mitaky ny hanomezana azy ireo ny fiara tsy mataho-dalana 4x4 sy ny hahazoan`izy ireo fisotron-dronono ny solombavambahoakan`i Madagasikara.

Fiara 4x4 sy fisotroan-dronono “Rariny” ny fitakianay, hoy ireo depiote

Hamaky ny tohiny...

Marie Michel Robivelo “Fokonolona no fototra iaingan’ny fampandrosoana”

23/10/2020

Ny fokonolona amiko no fototra iaingan’ny fampandrosoana eto Madagasikara, hoy ny mpampianatra mpikaroka, Marie Michel Robivelo, izay mamita “doctorat” momba izany.

Marie Michel Robivelo “Fokonolona no fototra iaingan’ny fampandrosoana”

Hamaky ny tohiny...

Mpifidy vaventy Mety hiova ny lisitra

23/10/2020

Mitentina 1,8 miliara ariary ny tetibola ilaina amin` ny fanatanterahana ny fifidianana loholona amin`ny 11 desambra izao. Raha ireo tetiandro voaray hatrany dia ny 29 oktobra izao no mivoaka ny lisitra farany ireo kandidà izay miisa 14 hatreto.

Mpifidy vaventy Mety hiova ny lisitra

Hamaky ny tohiny...


Politique

Guy Rivo Randrianarisoa “Fahantrana hiadivana fa tsy olona…”

14/08/2020

Tsy mahagaga raha tsy tonga mifidy intsony ny olona, hoy i Guy Rivo Randrianarisoa tao amin’ny tambajotran-tseraserany omaly. Tsy mahagaga, hoy izy, raha tsy mihaino na tsy mandray toromarika intsony ny vahoaka. Ny taona 2009 - 2020,

 

 

 izany hoe 11 taona maninjitra efa tsy nitondra intsony i Ravalomanana dia mbola resaka Ravalomanana sy ny orinasany foana no resahana sy laharam-pahamehana eto amin'ny firenena? hoy ity mpanao politika ity. « Fahantrana hiadivana dia tena faly aminareo ny olona fa faha mbola ataonareo resaka Rajoelina Ravalomanana io..., »  hoy hatrany i Guy Rivo Randrianarisoa manoloana ny toe-draharaha sy ny fifanolanana mafampana misy eo amin’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny mpitondra ankehitriny. Anisan’ireo mpanao politika resy lahatra i Guy Rivo R fa tsy mampandroso ny fandaniana andro miresaka olona fa tsy aleo foto-kevitra sy vina arahin’asa ary hampandroso ny rehetra no handaniana ron-doha.Anisan’ireo Malagasy mbola tavela any ivelany moa i Guy Rivo Randrianarisoa.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana