Dans la męme rubrique

Andry Rajoelina “Ny fahamehana no mijanona fa ireo fepetra mitohy…”

19/10/2020

Nambaran’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina omaly, fa resintsika ankehitriny ity valanaretina ity na mbola misy aza eto, ary mila mitandrina. An-dalam-pandresena,

Andry Rajoelina “Ny fahamehana no mijanona fa ireo fepetra mitohy…”

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus tao anatin’ny herinandro 131 voa, 16 marary mafy, 01 maty

19/10/2020

Iray namoy ny ainy vokatry ny valanaretina covid-19 teo anelanelan’ny 10-16 oktobra 2020, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta, izay isaky ny sabotsy sisa no hanaovana azy.

Coronavirus tao anatin’ny herinandro 131 voa, 16 marary mafy, 01 maty

Hamaky ny tohiny...

Filankevitry ny Minisitra Nankatoavina ny findramam-bola amin’ny BAD

16/10/2020

Nankatoavina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra omaly 15 jolay ny volavolan-dalàna mamaritra ny fampindramam-bola nomen’ny Banky Afrikanina momba ny Fampandrosoana (BAD) entina miady amin’ny valanaretina covid-19.

Filankevitry ny Minisitra Nankatoavina ny findramam-bola amin’ny BAD

Hamaky ny tohiny...

Dr Fidy Bariniaina “Mbola ilaina ny fanaovana arovava orona”

14/10/2020

Efa vitsy dia vitsy ny tarehimarika mikasika ny Covid 19 saingy mila mitandrina foana isika satria mila tsaroana hoe olona miisa 3 no voan’izy io teto Madagasikara tany am-boalohany, hoy ny dokotera mpitsabo, Fidy Bariniaina.

Dr Fidy Bariniaina “Mbola ilaina ny fanaovana arovava orona”

Hamaky ny tohiny...

Tatitra momba ny Covid 19 Isaky ny sabotsy sisa vao hipoitra i Profesora

14/10/2020

Fito volana aty aoriana, nambaran’ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy omaly, fa tsy hisy intsony ny fampitana ny antontan'isa mahakasika ny fivoaran'Covid 19 eto Madagasikara isaky ny atoandro,

Tatitra momba ny Covid 19 Isaky ny sabotsy sisa vao hipoitra i Profesora

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Sitrana ny 96,23% tamin’ny marary

14/10/2020

Miisa 28 ny tranga vaovao tao anatin’ny 24 ora, azo tamin’ny fitiliana 485 manome taham-pahavoazana ankampobeny 5,75%. Miisa 02 ny teto

Coronavirus Sitrana ny 96,23% tamin’ny marary

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 373 sisa tsaboina

13/10/2020

Miisa 8 ny trangana coronavirus vaovao omaly hita tamin’ny fitiliana 385, manome taham-pahavoazana 2,07% ny taham-pahavoazana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Coronavirus 373 sisa tsaboina

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

 Raha iray isan’andro tamin’ny ankapobeny teo aloha, dia somary niatraka ny matin’ny Covid 19 tato anatin’ny 3 andro, izay nahatratra 8, ka 02 sabotsy, 04 alahady, ary 02 omaly. 20 kosa ny tranga vaovao omaly hita tamin’ny fitiliana 451 manome taha 4,43%. Ny 17 teto Antananarivo avokoa (12 Analamanga, 04 Vakinankaratra ka 03 Antsirabe I, 01 Antsirabe II, 01 Faritra Itasy (Soavinandriana), 01 Toamasina tany Alaotra Mangoro, 01 Fianarantsoa. 74 998 ny fitiliana vita hatrizay, ary 16 073 kosa ny tranga, manome taham-pahavoazana 21,43%

1164 NO MBOLA TSABOINA
36 ny sitrana vaovao omaly, ka 08 Antananarivo, 03 Fianarantsoa, 04 Mahajanga tany Sofia, 20 Antsiranana ka 05 Faritra SAVA, 15 Faritra Diana, 01 Toliara tany Tolagnaro Faritra Anosy. 14 682 no sitrana hatrizay manome taha 91,34%. Miisa 1164 kosa ny mbola tsaboina, izay manome taha 7,24%. Nihena 6 ny marary mafy, ka 20 izay amin’izao. Ny 14 eto Analamanga, 05 Matsiatra Ambony (Fianarantsoa), ary 01 Atsimo Andrefana (Toliara).

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana